10/09/2026
🥚✨ ASTUCE CUISINE : COMMENT RÉUSSIR DES ŒUFS DURS PARFAITS ?
Tianao ve ny œuf dur tsara masaka, mora esorina ny akorany ary tsy mivadika maitso ny jaune ? 😋
Voici la petite astuce 👇
🥚 Apetraho ao anaty casserole ny œufs.
💧 Sarony tsara amin’ny rano.
🔥 Rehefa manomboka mangotraka ny rano, avelao 10 à 12 minutes.
🧊 Rehefa masaka dia apetraho avy hatrany ao anaty rano mangatsiaka mandritra ny 5 minutes. Afaka asiana glaçons ny rano mba hampangatsiaka haingana kokoa. ❄️
👉 Dia ho mora kokoa ny manala ny akorany ary tsara tarehy ny œuf 🥚✨
Petit conseil : aza avela ela loatra ao anaty rano mangotraka, sao lasa maina be ny jaune.
😍 Ary ianao, inona no astuce-nao rehefa mahandro œufs durs ?