NOVA Print

NOVA Print Multi-services, vente accessoires informatiques & téléphones, fournitures de bureau & scolaires

➡️➡️➡️➡️Tongava ! tongava⬅️⬅️⬅️⬅️✅✅✅Sady  mora no qualité Ilay mangirana Tsara✅✅✅✅Adiresy tsy miova ✅✅NovaPrint Mahazoar...
25/10/2025

➡️➡️➡️➡️Tongava ! tongava⬅️⬅️⬅️⬅️
✅✅✅Sady mora no qualité Ilay mangirana Tsara✅✅✅✅
Adiresy tsy miova ✅✅NovaPrint Mahazoarivo Nord iany✅✅

🔥💓🔥Antsirabe sy ny manodidina🔥💓🔥 à l'occasion de la 15ème Anniversaire de l'étoile des neiges✅Show LION HILL - ETOILE DE...
22/03/2024

🔥💓🔥Antsirabe sy ny manodidina🔥💓🔥 à l'occasion de la 15ème Anniversaire de l'étoile des neiges
✅Show LION HILL - ETOILE DES NEIGES
✅Samedi 30 Mars 2024 à 21h.
✅Ticket Simple : 15 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫
☎️Infoline : 𝟎𝟑3 14 212 38 / 034 13 062 57
🎁Il y aura de divers jeux et des lots à gagner durant le Show
Venez nombreux!

Miarahaba e!:)Ireto misy articles de décoration (papillon, Fée, licorne)mahafinaritra isan-karazany ho an'izay liana!mp ...
01/09/2023

Miarahaba e!:)
Ireto misy articles de décoration (papillon, Fée, licorne)mahafinaritra isan-karazany ho an'izay liana!
mp na antsoy ny 034 99 828 31 na koa manantona anay avy hatrany!
Aza tara f'efa vitsivitsy sisa ooo!

Une nouvelle couleur pour cette fin de semaine 👉 Vert émeraude 👕 ❤️👉 Col V ou Col Rond 👉 Personnalisable selon votre cho...
18/05/2023

Une nouvelle couleur pour cette fin de semaine
👉 Vert émeraude 👕 ❤️
👉 Col V ou Col Rond
👉 Personnalisable selon votre choix
Mp pour plus d'informations

Mankasitraka hatrany antsika izay nandrifa sy nanome fahatokisana an AnnaH service Mahazoarivo Nord Aza misalasala manan...
11/05/2023

Mankasitraka hatrany antsika izay nandrifa sy nanome fahatokisana an AnnaH service Mahazoarivo Nord
Aza misalasala manantona na mandefa hafatra miafina ho an'izay liana hiara hiasa aminay.
👉 Impression
flyers, affiche, carte de visite, Booking en reliure, Photo, ethiquette
Photocopie Rapide (A4 - A3)
👉reliure: spirale plastique
spirale Métallique
Dos collé
👉création, conception, Confection
Tee-shirt - Polo - Combinaison - Gillet de travaille - casquet etc ...
Sérigraphie
Flockage
Transfert
👉 personnalisation
Mug (simple/magique)
Assiette
Porte clé
Stylo
Pins
Block Note
etc
👉 Découpe Autocollant (Machine)
Mankasitraka indrindra Tompoko.

PROMOTIONS T-SHIRT PERSONNALISÉ Miarahaba e!👋👋👋Omena antsika vehivavy indray ny sehatra fa ho avy ny 8 Martsa.Fihenam-bi...
20/02/2023

PROMOTIONS T-SHIRT PERSONNALISÉ
Miarahaba e!👋👋👋
Omena antsika vehivavy indray ny sehatra fa ho avy ny 8 Martsa.
Fihenam-bidy hatramin'ny 30% be izao no omena antsika,manaova jejojejo miaraka amin'ny t-shirt 100% coton matevina tsara an'ny Annah service Mahazoarivo Nord
Araraoty àry fa hatramin'ny 8 Martsa ihany izy ity an!
Safidio ny tena kalitao AnnaH service Mahazoarivo Nord

👋Miarahaba e!📣📣Ho antsika rehetra mbola sahirana eo am-pieritreretana 'lay fanomezana "spécial"amin'izao fetin'ny mpifan...
10/02/2023

👋Miarahaba e!
📣📣Ho antsika rehetra mbola sahirana eo am-pieritreretana 'lay fanomezana "spécial"amin'izao fetin'ny mpifankatia izao,na événement hafa koa,🤔
Tsy mbola tara fa miandry anao ny Annah service MahazoarivoNord maro no afa-po👌👌👌...ianao sisa no andrasana ooo!
👍100% coton daholo ny kalitao mivoaka ato aminay
👍Ny vidiny mirary ho fahafaham-pon'ny rehetra
👍Misy ihany koa ny casquette sy ny mug personnalisés ho an'izay rehetra mbola tsy nahazo
tél :034 99 828 31 na manantona avy hatrany ny AnnaH service Mahazoarivo Nord

📣📣Ho avy ny volana Février !🤔Fahatsiarovana "spécial" aty amin'ny AnnaH service Mahazoarivo Nord no safidio hatao fanome...
17/01/2023

📣📣Ho avy ny volana Février !
🤔Fahatsiarovana "spécial" aty amin'ny AnnaH service Mahazoarivo Nord no safidio hatao fanomezana "Saint Valentin" ho an'ny olon-tianao!👌
👍100% coton matevina tsara ny lamba,misy izay couleur tadiavina;
👍 Personnalisation mug motif hitiavanao azy;
👍 Personnalisation casquette spécial saint Valentin;
034 99 828 31

ANNAH SERVICE/GRAPHIE ,en contribution avec le GID ou Groupe Inter academique pour le Développement et l'association ALA...
11/11/2022

ANNAH SERVICE/GRAPHIE ,en contribution avec le GID ou Groupe Inter academique pour le Développement et l'association ALAMINA soutient les colloques sur les PLASTIQUES DANS L'OCEAN INDIEN.
​Vous êtes une entreprise, une association, un établissement,particulier ou autres, confiez -nous vos materiels de supports, visibilités de toutes sortes pour vos projets.
​ Nous vous remercions de nous avoir fait confiance.
​Pour plus d'informations, veuillez nous contacter sur nos mobiles 034 99 828 31/034 99 606 35 ou visitez notre page facebook Annah service Mahazoarivo Nord ou bien nous ecrire sur [email protected].
Kyade Carmelo;Nando Rambin;Anna Manitra

Ho antsika sekoly,fikambanana,orinasa na olo-tsotra sy ny maro hafa koa!ANNAH SERVICE dia afaka manao ny asa rehetra mah...
27/10/2022

Ho antsika sekoly,fikambanana,orinasa na olo-tsotra sy ny maro hafa koa!ANNAH SERVICE dia afaka manao ny asa rehetra mahakasika ny TEE-SHIRT sy POLO hatrany amin'ny atelier couture ka hatrany amin'ny impression numerique sy personnalisation.
Tsara ho marihina fa 100% coton daholo ny kalitao mivoaka ato amin'ny ANNAH SERVICE Mahazoarivo avaratry ny Radio ny Feon'ny Mpitily.
Koa aza misalasala manantona anay na antsoy avy hatrany ny 034 99 828 31 na koa ny 034 68 424 46 raha misy mahaliana anao!

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 07:30 - 19:00
Tuesday 07:30 - 19:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 19:00
Saturday 07:30 - 12:30

Telephone

+261335101382

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NOVA Print posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share