17/06/2026
🙏🏽Misaotra anareo tonga maro tao amin’ny Valahara Café & Eco-Luxury Camp Antsirabe, hafa raha samy hafa iny seho niarahana tamin’i Erick Manana sy Dama iny🤩🎶🔥
Ankasitrahana manokana ny mpiara miasa-rehetra e!🙏🏽🙏🏽🙏🏽
Amin’ny manaraka indray ô!🙌🏾