31/03/2025
💥💥 𝐆𝐑𝐀𝐍𝐃 𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐙𝐄𝐑𝐎 𝐃𝐄𝐂𝐇𝐄𝐓 𝟐𝐞̀𝐦𝐞 𝐞́𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 ♻️🌍
📌[𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞 𝐝𝐮 𝟎𝟐 - 𝟎𝟑 - 𝟎𝟒 𝐀𝐯𝐫𝐢𝐥 𝟐𝟎𝟐𝟓]
Eo ambany fiahian'ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy, Atoa Max Andonirina FONTAINE, Hosodoko-ko dia manolotra ho antsika eto , 🎉𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐙𝐄𝐑𝐎 𝐃𝐄𝐂𝐇𝐄𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟓.
📝𝐅𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀
✔ 02 𝑨𝒗𝒓𝒊𝒍 2025
Fifaninana slam poezia sy fanodinana fako ho maquette
ao amin'ny Alliance Française Antsirabe @ 2 tolakandro
✔ 03 𝑨𝒗𝒓𝒊𝒍 2025
- 08h Carnaval lehibe miainga eo amin'ny hôtel de Therme Antsirabe
- 09h à 10h: Kabary ifandimbiasana tarihin'Atoa Max Andonirina FONTAINE
- 10h à 12h: Fitsidihana an'ireo tranoeva
- 14h à 17h: Fampisehoana maro samihafa
✔ 04 𝑨𝒗𝒓𝒊𝒍 2025
- Varotra fampirantiana
- 08h à 12h Fanabeazana fikajiana tontolo ianana sy quizz
- 13h à 15h Famaranana ny fifaninana Slam poezia sy fanodinana fako ho maquette
- 15h à 15h30 Faolorana loka (carnaval, slam poezia ary fanodinana fako)
- 16h 💥💥 FAMPISEHOANA LEHIBE miaraka amin'ny Tann Faya, Mololo Label , Rayna sy Sweetyas Ofisialy 💥
💥💥TONGAVA MARO.💥💥
Golden sponsors
Fami'Zik , PNUD Madagascar
Silver sponsor
Coeur de Forêt Madagascar
Partenaires
Faritra Vakinankaratra Ofisialy ,Commune Urbaine Antsirabe , DREDD-Vakinankaratra , Direction Régionale de la Communication et de la Culture Vakinankaratra , Floreal Antsirabe Officiel , Valahara Café Antsirabe , Alliance Française Antsirabe , Joli Style Antsirabe , Angaka Sr , 'Art Mode, Collège français Jules Verne Madagascar , Bira, Malagasy Mianala , RTV officiel , Vakinankaratra