28/11/2025
Et c'est toujours ainsi , c'est toujours comme ça,,
L'enfer est déjà sur terre comme disait Mère autre fois,,
Ny saiko no lasa be fa diso mijery horonantsary loatra...
Dia maniry tantara tsara fara fa tsy Otran'ireny teo aloha hoe nampte hitraotra...
Nefa tsy azoko baikoina ny diariko hoe tiavo madrampa lefy ny fitiavako anao
Tsy ananako fahefana ny mibaiko azy , mantsy ianao mintsy no Lao...
je n'arrête pas de choisir les mauvaise personnes...
Je peut pas bloqué mes pieds quand l'horloge sonne...
J'ai pas pu me consacrer sur les choses sacré pour moi ...
J'ai laissé énormément de place pour les pu**in de manipulateur qui apporté des crois...
Et comme d'hab je suis tombé dans le rechute alors que j'étais sur le point de fleurir...
Et je me demande si ça les amuse vraiment de voir les autre souffrir...
Redegoûté de la vie...
Alors que je m'imaginais une histoire sans fin cette fois si
D otrazay fona satria mantsy za mora tamana nefa tsy hananako zo ...
D otrazay fona efa aiko hoe tsy maintsy hoe leo ianao d manomboka misitaka moramora alo...
Tsy vaovao amiko zany fa za no adala mitia tia fahatany...
Tsy vaovao amiko fa za ko ndraindray no te hijaly...
Efa zay angamba no mety ka Aleo arahako amin'ny onjany eny izy...
D afaka mifaly ,,,za ko efa kivy,,
Fa misy hono ny tena tia amin'ny maha olombelona rehetra...
Misy ny tsy manary fa oe foana foana no mitoetra...
Indrindra anaty ady sarotra,,,dia tsy mba hamototra...
Hono, hono iany aloha atreto...
Mantsy...
Mahatsapa aho fa ianao efa misitaka, fa za ko efa zatra anle havela,,
Nataonao tamana ,eny tsy Laviko namehy ny tenako ny tsy ho tavela,,
Fa tsy maninona,,
Mantsy niandry fotsiny aho hoe ovina ianao no haneo ny toetra mandratra tahakan'ny nataon'ny ireny...
Miandry d mijery fotsiny aho hoe amin'ny endrika ahoana enao no hamelanao takopery...
Za no diso mamorona tantara anaty diariko d nanampanirina adala adala...
Tena diso aho nampiditra anao tanaty tontoloko fa zao aho ity mamanala...
Miverena