27/08/2026
Ny prix-nay dia tsy ny fer sy ny décoration ihany.
Ao anatin’izany dia misy :
🔩 Matière première : tôle, cornière, tube, fer, axe, moyeu, roulement, boulonnerie, sns.
👨🏭 Main-d’œuvre : découpe, soudure, assemblage, montage ary finition.
⚡ Électricité sy consommables: courant, électrodes, disques, peinture, accessoires, sns.
🔧 Matériel sy équipement de fabrication: utilisation sy entretien des machines.
🛠️ Contrôle sy entretien: fanamarinana sy fanitsiana ireo pièces ilaina alohan’ny livraison.
🧾 Charges professionnelles sy fiscales ( TVA ) : ireo charges mifandraika amin’ny activité.
Noho izany, rehefa mahita prix samihafaianao, aza mijery ny montant fotsiny.
👉 Anontanio hoe: “Inona marina no tafiditra ao anatin’io prix io?”
Satria tsy ny prix no tokony hampitahaina voalohany, fa ny valeur azonao amin’ilay prix.🇲🇬🔧