09/10/2022
TSÏSŸ FETRA
Ny fitiavako anao iny ry malala
Dia fitiavana tsisy fetra
Izay fitiavana efa mafy o***a
Ka tsy ho rava intsony na inona hitranga na inona hiatra
Lay fitiavan-tsika roa
Dia fitiavana avy tao am-po
Lay fitiavana tsy mety ho ritra
Dia lay fitiavan-tsika ho Doria
Matokisa ianao malala
Fa efa voady netsika ka tsy mety ho rava
Dia lay fitiavana efa Doria
Dia lay fitiavan-tsika aky
Satriko ny hitoetra eo anilanao
Nefa indrisy non'ny elanelan-tany
Dia tsy misy azoko atao
Fa matokisa ianao ,fa tsy mety math ny afon'ny fitiavako anao
Mahafinaritra ahy ianao ry tiako
Ka ho ajaiko satry efa nosafidiko
Satry efa tsapako ato antiko
Fa efa ianao lay olon-tokana izay silam-panahiko
Le Mï
12/09/22