MICK Studio

MICK Studio HOMESTUDIO

26/10/2022
26/10/2022

DJIVA : Itiavako anao
MICK Studio (Rado ANDRIAMANANTENA)
Anisan'ireo pandray anjara amin'ny "Découverte Madagascar 2022" i Djiva ary tafiakatra amin'ny dingana Famaranana izay ho atao ny alahady izao. Ity no vokatra volohany mitondra ny lohateny hoe : " Itiavako anao " koa manasa antsika rehetra hiaino sy hankafy ny mozika izay atolony. Aza adino ihany koa ny mitsidika ny pejy " Djivà - Découverte Madagascar 2022 " ary manisy "J'aime" izany.

Mihainoa finaritra Tompoko o!

MENALAMBA X LEZIONERA X ESKELETO X MADARA  fiainana Mick Studio
19/05/2022

MENALAMBA X LEZIONERA X ESKELETO X MADARA
fiainana
Mick Studio

Disponible ato MICK Studio ny tapakila seho antsehatra iarahana Zo AF sy   ny Alahady 22 may 2022 a 3 ora. Sarany 4000ar...
06/05/2022

Disponible ato MICK Studio ny tapakila seho antsehatra iarahana Zo AF sy ny Alahady 22 may 2022 a 3 ora. Sarany 4000ar koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 0348087265.

26/04/2022

HERY & Zo
@ 22 mai fotoana ao Immaculé

14/02/2022

Santionany kely tamin'ny fandalovan'i tao MICK Studio

09/02/2022

Horija Betsileo
Artiste : Tsilavina
Auteur Compositeur : Tsilavina
Arrangeur : Rado Manantena
Studio :

Mapianatra an'ny zandry  🎸🎸🎶
07/02/2022

Mapianatra an'ny zandry 🎸🎸🎶

02/02/2022

Address

Tomboarivo
Antsirabe

Telephone

+261348087265

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MICK Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share