29/10/2021
Dia gaga ianao😂
Tsy fantatro ny rehetra!
Misy zao reny mahala ahy reny Dia miteny hoe:"fantatro ohatr@ Pôsiko ela"
Dia gaga aho,fantany ohatr@ pôsibeany iny hono aho nefa Zaho ary tsy mahalala ny tenako😥tena mamoha fota-mandry ranga lisany a😭
Fa ahona mo zah no fantatr'ilaisany toy ny posin'lisany? Dia mba inona @ reo mpaosin'akanjo sy patalohan'lisany bobaka be reo zany no mitovy ?lisany kosa nama tsy rariny kosa e!!😭Bon'8 daholo ho @ izay mahafantatra ahy rehetra🙏👋