12/07/2026
« Besoin de souffler ? De fuir le stress de la semaine et de recharger vos batteries en pleine nature ? Prochainement, KINT'ANA organisera une activité unique combinant une marche au grand air à la découverte de la faune et de la flore, et une séance de gymnothérapie ! »
TSY HO ELA, hanomana zavatra mahafinaritra ho anao indray KINT'ANA, diantongotra amin'ny toerana mahafinaritra, misy karazana biby sy zavamaniry, faranana amin'ny gymnothérapie izay mampiavaka ny hetsika ataon'ny KINT'ANA;
Araho tsy tapaka ary ny page.