20/04/2026
Fantatrareo ve hoe ENCRE REACH ny encre ampiasaina ato @ KEN TATTOO STUDIO ary novidiana tany amin'ny SITE OFFICIEL ☺️Izany hoe manaraka norme,na ny aiguilles na ny machine ☺️ity aloha portrait by Ken Tattooink 🇲🇬
Ken Tattoo Piercing Microblading