Fito Di

Fito Di Design, Conception, Customisation, Reproduction, Capitonnage, Plastique, Bricolage, tôlerie et Peinture

Mba mitady roue de secours (galette) par 15 tompoko
21/08/2026

Mba mitady roue de secours (galette) par 15 tompoko

Amin'izao ankatoky ny fihaonambe karakarain'ny Madagolf3 izao, dia hafaliana ho an'ny Atelier Fito Di ny manolotra io gr...
05/08/2026

Amin'izao ankatoky ny fihaonambe karakarain'ny Madagolf3 izao, dia hafaliana ho an'ny Atelier Fito Di ny manolotra io grille de parechoc io ho an'ny mpankafy golf mk3 io, hanabikana ny fiarantsika izay handeha.
Fepetra tokana: tsy azo amidy

Promo Ampefy!  Ho an'ny golf2!Izahay mahazo aloha no tompony!2 Ciel de toit 330.000Ar (tsotra sy toit ouvrant)1 Plage ar...
29/07/2026

Promo Ampefy! Ho an'ny golf2!
Izahay mahazo aloha no tompony!
2 Ciel de toit 330.000Ar (tsotra sy toit ouvrant)
1 Plage arrière 100.000Ar
1 set de Panneaux de portes vert armée 420.000Ar (5portes)
Aleo tonga dia miantso sao miesona e!
0342813869 0340895076
Fito Di, tanteraho ny revirevinao !

Efa manomboka tonga ny ato zalah an. Misokatra ho antsika ny vavahady hisantarana sahady ny ambiance any Ampefy a ;)
25/07/2026

Efa manomboka tonga ny ato zalah an. Misokatra ho antsika ny vavahady hisantarana sahady ny ambiance any Ampefy a ;)

19/07/2026
Miezaka hatrany izahay équipe an'i Fito Di  manatanteraka ny revirevin'ireo izay manantona anay. Asa natao tamin'ity Pol...
17/07/2026

Miezaka hatrany izahay équipe an'i Fito Di manatanteraka ny revirevin'ireo izay manantona anay. Asa natao tamin'ity Polo ity izao.
-Nanova loko (fotsy niova mainty)
-Recapitonnage panneaux de porte
-Recapitonnage sellerie.
-Recapitonnage ciel de toit

Raikitra io e! Amin'ny Alahady 19 Jolay ary ny fotoana e!
15/07/2026

Raikitra io e! Amin'ny Alahady 19 Jolay ary ny fotoana e!

11/07/2026

Ankasitrahina indrindra ny équipe an'i D**o Life nandalo teto amin'ny atelier Fito Di. Ho ela velona ny fandaharana dia samy ho toa anie ny revirevin'ny tsirairay ee.

05/07/2026

Tsy mbola tara raha ho aty ianao a.

Ela ela tsy nanome résultats ny asa natao tato amin'ny atelier (repotra be :p). Indro ary avant goût ho anareo. fière Ke...
01/07/2026

Ela ela tsy nanome résultats ny asa natao tato amin'ny atelier (repotra be :p). Indro ary avant goût ho anareo. fière Kely ery amin'ity polo ity. Mangirana leroa aa, mangirana.

Address

Imerimanjaka
Antananarivo
102

Telephone

+261340895076

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fito Di posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Fito Di:

Shortcuts

Share