SCOOP digital

Call Directions Website Contact the establishment

SCOOP digital Pejy ofisialy hanarahanao ny vokatry ny SCOOP Digital
(1)

18/10/2026

Misaona ny Tontolon’ny Fampianarana ao amin’ny Sekoly SCOOP Institute .

Nodimandry omaly Sabotsy 17 Oktobra 2026 Andriamatoa ANDRIAFENOMANANTSOA Filippe Mpitantana ny sekoly SCOOP Institute .

́Ny vondron’ny Orinasa SCOOP digital - Ny Mpitantana - Ny Mpanabe -
Ny Mpandraharaha - Ny Mpianatra - Ireo Fikambanan’ny Ray aman-drenin’ny Mpianatra dia mirary fihononana feno ho an’ny Vady aman-janany sy ny Fianakaviana manontolo.

Mandria ampiadanana r’ise !

Fotoanantsika anio hariva amin’ny 5 ora eny amin’ny SCOOP Institute Bypass

GRAND CASTING .Ho anareo rehetra efa matihanina na  vao maniry  hilalao SARIMIHETSIKA .Ny Orinasa SCOOP digital dia mika...
30/09/2026

GRAND CASTING .

Ho anareo rehetra efa matihanina na vao maniry hilalao SARIMIHETSIKA .

Ny Orinasa SCOOP digital dia mikarakara GRAND CASTING

Tanora - Lahibe , Lahy sy vavy 16 taona miakatra .

Fotoana :
Alatsinainy 05 Oktobra 2026 amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 4 ora hariva

Toerana :
SCOOP Institute Bypass Alasora

Tsy misy sarany .

Zavatra homanina :
CV + Sary tapaka iray .

GRAND CASTING .Ho anareo rehetra efa matihanina na  vao maniry  hilalao SARIMIHETSIKA .Ny Orinasa SCOOP digital dia mika...
28/09/2026

GRAND CASTING .

Ho anareo rehetra efa matihanina na vao maniry hilalao SARIMIHETSIKA .

Ny Orinasa SCOOP digital dia mikarakara GRAND CASTING

Tanora - Lahibe , Lahy sy vavy 16 taona miakatra .

Fotoana :
Alatsinainy 05 Oktobra 2026 amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 4 ora hariva

Toerana :
SCOOP Institute Bypass Alasora

Tsy misy sarany .

Zavatra homanina :
CV + Sary tapaka iray .

ARAHABAINA DADAJAO a! HO TAHIAN’ANDRIAMANITRA  e! 67 Taona anio i DADAJAO . Sady mpampifaly no mpanala voly.'Ndao! hitar...
11/09/2026

ARAHABAINA DADAJAO a!
HO TAHIAN’ANDRIAMANITRA e!

67 Taona anio i DADAJAO . Sady mpampifaly no mpanala voly.

'Ndao!
hitary soa azy e!

Asio j’aime ny page

15/08/2026
Arahabaina  i DADAJAO Rakotoson Tsarafara  syMamitiana RAZAFIMANDIMBY(Réalisateur ny film Malok’ila) .Notoloran’ny Minis...
17/06/2026

Arahabaina i DADAJAO
Rakotoson Tsarafara sy
Mamitiana RAZAFIMANDIMBY
(Réalisateur ny film Malok’ila) .

Notoloran’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina teo anivon’ny ISSM ny Mari-boninahitra « Commandeur de l’Ordre des Arts et des Lettres et de la Culture » izy ireo.
Ho ela velona ny SCOOP digital e!

Sao dia mahasoa anao ity !
28/05/2026

Sao dia mahasoa anao ity !

DADAJAO miandry koti-kota  avy amin’ny MPANKAFIAAsio présent kely hoe Izay tena mba mankasitraka   🤣🤣🤣
19/05/2026

DADAJAO miandry koti-kota avy amin’ny MPANKAFIA

Asio présent kely hoe Izay tena mba mankasitraka 🤣🤣🤣

19/05/2026

RAJAOMARIA François secte 🤣🤣

06/05/2026

DADAJAO sy ny hevitra taingina 400 tête 🤣🤣

Address

Lot VL 21 Bis C
Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261336199081

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SCOOP digital posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to SCOOP digital:

Shortcuts

Share