Feon'ny Antso - STK FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Feon'ny Antso - STK FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo "Fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny Mino ianao..." l Tim 4:12b

Olon’afaka izahay ry Jesosy TomponayFa resinao ny fahavalonay'Lay satana lozabe izay nangeja hatrizayRy Tompo ô ! Ndreo ...
17/07/2026

Olon’afaka izahay ry Jesosy Tomponay
Fa resinao ny fahavalonay
'Lay satana lozabe izay nangeja hatrizay
Ry Tompo ô ! Ndreo fa resinao !

Mankasitraka antsika rehetra!🙏🏻
Ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ✨
Trompetra Fanantenana
FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo
Stk Antso Mahatoky Fenoarivo

08/07/2026

🎶 Asandrato mafy ny feonao , asandrato fa aza matahotra 🎶- Isaia 40:91

Fotoana iray feno fiderana sy fanandratana an’Andriamanitra hiarahana amin'ny Antoko mpihira ⚜️Trompetra Fanantenana 67ha ⚜️

📍 FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo
📅 Alahady 12 jolay 2026
⏰ 14h30
🎟️ Tapakila tsotra 2.000ar
🎫 Fanasana 5.000ar

Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 🙏🏻💟

🎶 Asandrato mafy ny feonao , asandrato fa aza matahotra 🎶- Isaia 40:9Fotoana iray feno fiderana sy fanandratana an’Andri...
29/06/2026

🎶 Asandrato mafy ny feonao , asandrato fa aza matahotra 🎶- Isaia 40:9

Fotoana iray feno fiderana sy fanandratana an’Andriamanitra hiarahana amin'ny Antoko mpihira ⚜ TROMPETRA FANANTENANA FLM 67Ha ⚜

FJKM Antso Mahatoky Fenoarivoivo
📅 Alahady 12 Jolay 2026
⏰ 14h 30
🎟 Tapakila tsotra 2.000ar
🎫 Fanasana 5.000ar

Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 🙏🏻💟

"Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy." — Salamo 84 : 4Antsam-panahy notanterahina tao am...
20/06/2026

"Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy." — Salamo 84 : 4

Antsam-panahy notanterahina tao amin'ny FJKM Malaza Fahazavana ny Alahady 14 Jona lasa teo.


FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

07/05/2026

🎶 Andriamanitra Mamporona ~ AMAF Andravoahangy Fivavahana

🎙Interprété par Feon'ny Antso - STK FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

🎼Arrangement M.A. / N.A.R.

Avril 2023

«Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina.» — Salamo 104 : 3...
25/04/2026

«Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina.» — Salamo 104 : 33

Hisaorana ny sampana TABITA avy amin'ny Aumônerie CHUJRA Ampefiloha tamin'ny fanasana nandritra ny antsam-piderana izay nokarakarain'izy ireo.
Stk
FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

«Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia.» — Filipiana 4 : 4Fintina an-tsarin'ny randonnée izay na...
18/02/2026

«Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia.» — Filipiana 4 : 4

Fintina an-tsarin'ny randonnée izay natao ny Sabotsy 14 Février teo, teny amin'ny Rovan'Antsahadinta.⛰️🏰

Mirary taona zina sy feno fahombiazana eo ambany fitahian'Andriamanitra ho antsika rehetra.

Ny STK FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo nandritra ny Zoma Masina 1972. Fony mbola TSANTAN'NY FAMONJENA no anarana nentin'ny...
19/10/2025

Ny STK FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo nandritra ny Zoma Masina 1972. Fony mbola TSANTAN'NY FAMONJENA no anarana nentin'ny Antoko Mpihira.

« Nampahery ny fanahin'ny mpianatra ka nananatra azy haharitra amin'ny finoana... »— Asan'ny Apostoly 14 : 22a

Misaotra ny ray aman-dreny izay nizara ny sary😊



« Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra... » — Matio 28 : 19Tao amin'ny FJKM Imerintsiafindra ...
10/10/2025

« Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra... » — Matio 28 : 19

Tao amin'ny FJKM Imerintsiafindra Ambohitrandriana no nanatanteraka ny asa fitoriana ny Feon'ny Antso nandritra ny antsam-panahy izay nokarakarain'ny Stk avy ao an-toerana.


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon'ny Antso - STK FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category