26/11/2025
Filazàna 📣
🍀 Ampahafantarina isika fa « privatisé » ny Tanàna Patrakala ny Sabotsy 29 Novambra ho avy izao, ny tontolo andro.
🍀 Ny ampitso Alahady indray izahay dia efa mandray anareo indray.
Marihina fa misokatra ihany koa ny tanàna ny andavan’andro.
Mankasitraka tompoko ☺️
Tanàna Patrakala
📌Ambatolampy Tsimahafotsy
☎️ 032 58 615 67 - 034 25 898 38 (ora fiasàna)