12/08/2026
👭👬
12 Août no andro natokan'ny firenena mikambana hoan'ny .
Ny lohahevitry ny fankalazana dia ny
👉" fiahiana manokana ireo tanora any andalan-pandrosoana".
🌐Manerantany dia manodidina ny 1,2 miliara eo ny tanora eo anelanelan'ny 15 ka hatramin'ny 24 taona, 'zany hoe 16% ny mponina manerantany.
59% n'ireo tanora ireo dia mipetraka any marefo ara-pivelomana
🇲🇬Raha my eto Magasikara kosa araka ny Drafitra Nasonaly momba ny tanora dia 15 ka hatramin'ny 35 taona ny atao hoe tanora.
Sar'Avo lenta