Iray.mg

Iray.mg Unir la force à la douceur.

08/05/2025
08/05/2025
08/05/2025
08/05/2025

Ampidinin'i Siteny ambany ny fanoherana eto Madagasikara hoy Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, MARA Volamiranty Donna.

Nambarany tamin’izany fa fanehoan-kevitra feno faniratsirana sy fanohintohinana ny maha olona no nataon'io Solombavambahoaka io.

Tsy mendrika ny fanaovana politika eto Madagasikara izany. Ary manome ohatra ratsy ho an'ny fiarahamonina.

08/05/2025

Nandray ny fanapahan-kevitra aho ankehitriny fa hifandray mivantana aminao .

Satria manan-jo hahalala ny zava-misy marina rehetra ianao .
Satria ny fampandrosoana an’i Madagasikara dia adidy iombonana.
Satria ny fahamarinana sy ny mangarahara no fototry ny fitokisana .

Koa manomboka androany, ny fanapahan-kevitra ho raisina dia hohazavaina aminao , amin’ny fomba tsotra sy mazava.
Afaka maneho hevitra malalaka ao anatin’ny fifanajana ary ho isan’ny vahaolana ianareo.

Heverinao ve fa ilaina sy mahasoa ny fifandraisana mivantana toy izao?
Ampahafantaro ahy ary ny hevitrao.

Hafa avao Manakara miaraka amin'i Honorable Nadine Adriano.
06/03/2025

Hafa avao Manakara miaraka amin'i Honorable Nadine Adriano.

Address

Route Circulaire , III J
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iray.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share