20/03/2026
Hello les , bonne nouvelle 🎉
Chapters 2 Chill est revenu pour de bon… 📖avec des nouveautés. Toujours des livres mais, des livres qui se font rares dans les librairies. Alors ne ratez pas nos publications 😊 Suivez la page.
~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*~*
Salama e, ry Mpankafy boky, ity misy vaovao mahafaly 🎉
Niverina indray ny pejin’i Chapters 2 Chill… 📖 sady misy zava-baovao entinay. Mbola boky ihany an, fa boky izay tsy fahita firy eny amin’ny fivarotam-boky. Araho tsy tapaka ny publications sy ny pejy oh 😊