Sera M'lay

Sera M'lay Best shopping������

Mba mangataka réaction avy aminareo   fotsiny o🥺😍🙏Mankasitraka anareo  ato sahady❤️Ity ilay lien dia cliquena io ary asi...
03/12/2024

Mba mangataka réaction avy aminareo fotsiny o🥺😍🙏Mankasitraka anareo ato sahady❤️Ity ilay lien dia cliquena io ary asiana réaction lay sary ao😍❤️Mirary Tsiky sy fifaliana ho anareo rehetra aho🥰https://www.facebook.com/100063618398764/posts/1121930616604208/?app=fbl

CONCOURS PHOTO 😍HAFALIANA SY TSIKY🥰

Miampita aminao ve ny hafalian'i Tsiory Hanta Harinantenaina?

🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:

1- Clikeo ilay sariny

2- Ataovy "J'aime" io sariny io raha tianao

3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra

4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany koa

Tsara ity sary ity 🙂

Iza no liana ooo🎀🥰2.500ar-3.000ar fotsiny😊
23/01/2024

Iza no liana ooo🎀🥰
2.500ar-3.000ar fotsiny😊

✨💥ARRIVAGE 💥✨⚽🎁Maillot lava tanana short🛍️28.000ar🆎Afaka asiana anarana sy numeroLivraison tanà, mandefa any @ faritra📱C...
19/09/2023

✨💥ARRIVAGE 💥✨
⚽🎁Maillot lava tanana short
🛍️28.000ar
🆎Afaka asiana anarana sy numero
Livraison tanà, mandefa any @ faritra
📱Contact: 034.84.003.36

Ansaiie🥺😭babo mintsy ah teo ampakana sary😻🤤Reto lay nandrasan-tsika hatry ny ela maillot pour enfant 2ans à 9ans zareo a...
22/08/2023

Ansaiie🥺😭babo mintsy ah teo ampakana sary😻🤤
Reto lay nandrasan-tsika hatry ny ela maillot pour enfant 2ans à 9ans zareo an🥰⚽
🛍️22.000ar fotsiny anie e🥺
Afaka personnaliser-na ihany koa🎊
Mandefa any zahay🛒
📠034.84.003.36
‼️Aza tara fa stock très limité an🥺‼️

Maillot basket🏀🏀25.000ar fotsiny😍👌034.84.003.36📞📞
16/07/2023

Maillot basket🏀🏀
25.000ar fotsiny😍👌
034.84.003.36📞📞

Vonona ny hanome fahafaham-po ny mpanjifa hatrany😍Afaka manao personnalisation maillot ihany koa izahay❤️Misy hatrany ko...
16/07/2023

Vonona ny hanome fahafaham-po ny mpanjifa hatrany😍
Afaka manao personnalisation maillot ihany koa izahay❤️
Misy hatrany koa ny maillot ato aminay an🏀⚽
Aza misalasala miantso ny harana 034.84.003.36📞

Mp raha mila ianareo fa 25.000ar daholo izy androany😍❤️Tena mangatsiaka lay andro🤧0348400336📞
16/07/2023

Mp raha mila ianareo fa 25.000ar daholo izy androany😍❤️
Tena mangatsiaka lay andro🤧
0348400336📞

Arahabaina fa izy no nahazo ny fanomezana androany🥰araho hatrany ny pejy fa hisy lalao maromaro🎉😍 'lay
25/05/2023

Arahabaina fa izy no nahazo ny fanomezana androany🥰araho hatrany ny pejy fa hisy lalao maromaro🎉😍
'lay

Tinareo ve rah asiana lalao kely?😎Crédit 2000ar no omeko anao na boky PDF FANAMBOARANA SAVONY TENY MALAGASY 😍😊"AFAKA HAM...
25/05/2023

Tinareo ve rah asiana lalao kely?😎
Crédit 2000ar no omeko anao na boky PDF FANAMBOARANA SAVONY TENY MALAGASY 😍😊"AFAKA HAMORONANA ASA" misafidy ianao🥰
👉Asio j'aime ny pejy sy ity pub ity
👉Atsoy namana 3 hanisy "j'aime" ny pejy
👉Partageo en mode public ity 🥰
Rahariva @ 20h no tapitra ny lalao🎉
Zay commentaire be "❤️" indrindra no mahazo😉
Ndao ary ee😍😍

Déjà disponible chez nous🥰N'hésitez pas à nous contacter sur 034.84.003.36📞A très bientôt❤️
16/05/2023

Déjà disponible chez nous🥰
N'hésitez pas à nous contacter sur 034.84.003.36📞
A très bientôt❤️

👊 "Arrivage Mandona" 👊🦋25.000 ar fohy tanana🦋28 000 ar Lava tananaMisy ho ana ekipa (prix de gros )Manisy anarana sy num...
06/09/2022

👊 "Arrivage Mandona" 👊
🦋25.000 ar fohy tanana
🦋28 000 ar Lava tanana
Misy ho ana ekipa (prix de gros )
Manisy anarana sy numero ihany koa izahay
Mandefa any @ faritra
034.84.003.36 📞

Address

Antananarivo

Telephone

+261348400336

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera M'lay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Sera M'lay:

Share