Text of the soul

Text of the soul Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Text of the soul, Arts and entertainment, Talatamaty, Antananarivo.

 . "Ny vola elah mety ahita raha itady fa ny fitia lesy fanaja.Lakalaka ny fiainana fa ny fo tia anlah tsy fandratra.Ny ...
14/11/2025

.

"Ny vola elah mety ahita raha itady fa ny fitia lesy fanaja.
Lakalaka ny fiainana fa ny fo tia anlah tsy fandratra.

Ny lapa efa natsangana aza arodana fa sarotra ny manorina.
Satria ny fitiavana tsy ifanerena fa mba elah aloa ny safidiny.

Tsy voatery any ankafa ny fahasambarana fa mety efa izy ilay tena izy.
Mety efa io ilay tsara indrindra.
Sarotra mantsy ny miverina mitsanga rehefa avy diso famindra.

Aleo mandeha mora raha azo atao fa ny tany malama maina.
Fa raha ny tanany no tantanalah dia aza mataohotra ianjera hono.

Efa anlah koa ny fony,
Dia elah mety ahita iany fa tsy ahita ohatr'azy intsony." (...)

Ambinintsoa Andrianomena ✍️

 Inspiration sendra niainga- Ankafizo ary "Fa raha tahotra ny hisaraka no iarahana dia aleo ajanona.Atao ahoana ny isedr...
21/01/2025


Inspiration sendra niainga- Ankafizo ary

"Fa raha tahotra ny hisaraka no iarahana dia aleo ajanona.
Atao ahoana ny isedra tafio-drivotra raha lavon'ny sangodimpanina.

Fa ilay oroka maminy iny mbola tiko ho fantarina.
dia ilay fitiavanay efa avo mbola tiko hampiakarina.
Raha eo aminy aloa dia ankamantatra ny marina.
Lavon'ny fijeriny aho ka tafalatsaka lalina.

Eo imasoko izy mantsy na diso ary mbola manana ny rairiny.
Fa miraikitra tsy afaka ato antsaiko ny anarany.
Mbola eo andoa-fandrinako ny sariny.
Ny fony iny lesy lafo vidy, hatramin'izao mbola tsy fantatro ny sarany.

Ny lasako vao nolalovany dia sarona.
Ka babony ny foko e, lasany any tsy misy fangarony.
Fa fandrika tsy haiko nialana ny hatsarany.
Dia izay no nahatonga azy ho tiako ny farany."

Ambinintsoa Andrianomena.✍️

  /  AZA MANAHY"ity ny tanako raiso raha toa ianao ka sendra ankaso, amafa rano masoity ny tratrako iantsampazana raha r...
18/07/2024

/

AZA MANAHY

"ity ny tanako raiso raha toa ianao ka sendra ankaso, amafa rano maso
ity ny tratrako iantsampazana raha raha toa ianao ka lavitr'havana ka sendra manirery

Ity ny soroko ianteherana raha rerakin'ny sotasotan'ny tany, raha tsy nahaomby ny omaly dia mbola resy ihany ko androany.

Avy eto anilako raha mila fanampiana
Fa za anambitamby,
anome sandry raha toa ianao ka mila mpiaro.

Antsoy ny anarako raha mila namana fa ho avy aho anala fahanginana.
eto aho hanafana raha toa ianao mamirifiry
Anasitrana raha sendra ratra mangirifiry.

Tsy miady irery intsony ianao fa izaho efa eto
Efa misy mpitia fa aza misento, efa reko ireo taraina.
Efa vita ny nofy ratsy fa anio efa maraina
Sarobidy amiko ianao ka tsy foiko ratraina
Satria aminao aho malala malefaka na indraindray miseho be saina."

Ambinintsoa andrianomena ✍️

"Mafy le life e! Ye kopy aho rahl a.Koboko mitsy hoe io no tsy mampatory anlah andro aman'alina. Tsy ampy tsony bro le k...
06/07/2024

"Mafy le life e! Ye kopy aho rahl a.
Koboko mitsy hoe io no tsy mampatory anlah andro aman'alina.
Tsy ampy tsony bro le kozy hoe elah ne bandy e!
Na zah na elah mahakobo fa misy fetrany ihany ny vitan'ny sandry.💪

Koboko hoe lavitrin'ny tsiky elah tatoato.
Elah koa moa fo nofo iany fa tsy hoe fo vato
Ka mba mety maratra indraindray.
Resy tateraka elah androany satria tsy fombanlah le mitomany.😢

Niady mafy elah hatrizay fa tsy nisy mpiahy, tsy nisy mpitia, tsy fantanlah izany teny hoe tiavina.
tsy mety mihiratra ny masoandro-mpiainanlah fa miala amin'ny haizimpito dia dimbiasin'ny zavona.

Naninilika anlah ny manodidina, tsy vao indray elah no nilaza hoe hoe handao ny tany
Fa bro a! Tsy vahaolana lesy zany a!

Fa androany, ity misy kozy ampitiavana
Raiso Jesosy lesy! ✝️
Fa mpanota ahoana elah e? Izy anie lesy tsy manavaka e!
Hainy ny manangana ny fiainanlah amin'ny ambony indrindra na dia anio ary elah anaty lavaka.
Fa raha te hanangana fianana lesy elah bro a dia atombohy amin'ny vavaka."

"Give me that piece of your heart, we will sow loveLet me be your angel, i'll share you my wings and we will fly aboveGi...
30/06/2024

"Give me that piece of your heart, we will sow love
Let me be your angel, i'll share you my wings and we will fly above
Give me a part of your soul, darling we will creat life
Let's hold hand together, i'll be your men and you'll be my wife.

Untill my death, i will love you
Everything you need i will give you even all the world
you're shining like a diamond and precious as a gold ,you are my richness

in the winter i'll be your fire, the one who will heat you, i'll never hurt you
Even the thousand miles seperate us,
if you call my name i will hear you
And till my last breath,sweety i'll stay near you."

✍️

Malala a! Pourquoi c'est si difficile de t'avoirPourquoi notre amour est tellement noirPourquoi la fil qui nous relie es...
29/06/2024

Malala a! Pourquoi c'est si difficile de t'avoir
Pourquoi notre amour est tellement noir
Pourquoi la fil qui nous relie est si fine
Pourquoi il n'y a que les roses qui ont des épignes?
Mais pourquoi?

Address

Talatamaty
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Text of the soul posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share