KoloKanto - ESPA

KoloKanto - ESPA Élèves ingénieurs talentueux�

12/08/2026

SALAMA DAHOLO EH 📢🔥GRAND AG KOLOKANTO 🔥🫵
🔔📢GRANDE AG KOLOKANTO SY FANDRAISANA MPIKAMBANA VAOVAO 📢🔔

♦Mihira ve ianao?🎤

♦Mitendry zava-maneno? 🎹🎸🪗

♦Mandihy na dance de couple na dance urbaine💃🏻🕺🏻

♦Manao sary ✏

♦Manoratra?📝

♦DJ?

♦Manao beatbox?🗣

♦Sa izy rehetra?😆

♦Na koa mpankafy?

Tongava manatrika ny 🔥GRAND AG KOLOKANTO 🔥🫵

👉 Anaty vidéo ny hafatra 💭

📅Daty: Alarobia 19 Aogositra 2026

⏰Ora: 6 ora hariva

📍 Toerana: P12

🛑 Hisy ny prestation par "Entité"👏😮. Ka mihomana hiaina zavatra MILAY BEEEE 😉🔥

KoloKanto Music | POL'ART | POLYTEXT | PK Dance | Poly Dancers | FREEDAW

(😋AZA ADINO NY MITONDRA LOVIA SY SOTRO 🍽️😋)

🔥AAFORYreto aaa 🔥💥Valabalakiny Parsa ve sa te mba ilalao Afoo sa te Hanala any anaty Hirahira sy Mozika Fotsiny ?🎼💥Feu d...
06/07/2026

🔥AAFORYreto aaa 🔥💥
Valabalakiny Parsa ve sa te mba ilalao Afoo sa te Hanala any anaty Hirahira sy Mozika Fotsiny ?🎼

💥Feu de camp iarahana am 👌🏻

📢Ento avokoa izay rehetra mamoka feo na azo daboana any :

Guitare, Tam, Valiha, feo, sifflet, na coloc aza . . . 😆

Lieu : Terrain de Volley 🔰

Date : Jeudi 09 juillet 2026 izao 🗓

Heure : 18h 30 😉🕢

Aza adino, manao final androany eo amin'ny esplanade ny Polytext  androany 🔥Nitondra avo ny voninahi-tsika izy roa ka an...
20/03/2026

Aza adino, manao final androany eo amin'ny esplanade ny Polytext androany 🔥
Nitondra avo ny voninahi-tsika izy roa ka andao tohanana hatramin'ny farany 🔥

18/01/2026

Kolokanto Music lors du concert "NOUVELLE ALLIANCE" de Esic Choir au grand chapelle de L'UMAGIS Amparibe.

Nous avons interprété deux chansons : Voady-Ny Avo / Io no didy-Les adelines. ❤️

Kolokanto et ses branches d'Art sont toujours ouvert aux collaborations. N'hésitez pas de nous contacter.

En passant, Bonne année 2026 ✨

Address

CUR Vontovorona
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KoloKanto - ESPA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share