DJ Niaina Mada

DJ Niaina Mada DJ ou location effet spéciaux ou lumière ,mitety faritany na eto Antananarivo

Rip😭 Jean Pierre Rampal ( Depaly )17 août 1964 / 14 août 2024Feno 60 taona afakandro vitsy izay saingy izao lasa izao Ol...
15/08/2024

Rip😭 Jean Pierre Rampal ( Depaly )
17 août 1964 / 14 août 2024
Feno 60 taona afakandro vitsy izay saingy izao lasa izao
Olona tsotra ka nandao ity tany fandalovana mandria am piadanana

Ndry vao Tonga anniversaire ako vao miposaka masoandro d enao voalohany matadidy mandefa SMS voalohany foana atram Zay ka atram Zao Ary tadidy nao foana nefa d indrisy manomboka Zao 😭, ts adinoko mandrapikipy masoko fisinao atram zay ka atram Zao ,fa tsisy nasolo fa mahay mitaiza sy mampianatra ankizy enao tena marina , Ary hanatra rehetra lazainao ts adinoko mandrakizay 👍

hira ity noforoninao Téo am tantaram pihainako ( Tonga ilay malalany )ts adinoko mandrakizay fisinao

TONGA ILAY MALALANY - Tarika Rebika

Lay masoandro efa dify tery
Ny olona efa tapi-mandry
Injay nisy nisioka tao alatrano tao
Tonga ilay malalany, tonga ilay malalanao.

Tapitra hatreo ’lay nofy saika mamy niombona-tsika roa
’Lay tompo-toerana no indro fa tamy
Ataoko ahoana moa, mangina rehefa voa

Raha lasa aho dia indro ianao Nanakatom-baravaravana
’Zaho ’rery sisa tao ala-trano tao nanarangarana

Isika moa na dia nifankatia
Izy ilay nametraka sonia
Dia izy ilay efa nisy hatrany aloha
Izaho efa faharoa, haitraitra ihany koa

Bjr , super promo location deco❤ Urne en palisandre❤ Bougie deco ,etc.... 🤳 Mp
14/02/2024

Bjr , super promo location deco
❤ Urne en palisandre
❤ Bougie deco ,etc....
🤳 Mp

08/01/2024

Manambadia mpanankarena.

Rehefa te hivoatra amin'ny fiainana dia aza simbaina amin'ny fiarahana amin'olona mahantra ny hoavinao fa manambadia olona mpanankarena.

Tsy ny manam-bola androany no atao hoe mpanakarena fa ireto olona ireto :

Olona manana tanjona
Olona manana toetsaina ny hivoatra foana
Olona mahafantatra tsara fa azo atao ny manatanteraka io tanjonao io fa tsy hanakivy anao
Olona vonona hanao hetsika hampiova fiainana fa tsy mpanonofy fotsiny.
Olona mba mahay manangona mitsinjo ny rahampitso fa tsy mirobaroba manararaotra ny androany.

Mbola hivoatra ny fiainanao @ ianao miaraka amin'olona mampidi-bola 200 000 ar fa mahavita manangona 50 000 ar isambolana toy izay ny olona mandray 1 000 000 ar nefa tsisy mahalala manangona fa variana mirevy isanandro.

Tadidio fa tsy afaka hanery olona hiova ianao fa ny azonao atao dia ny manova lalana raha hitanao fa tsy mifanaraka amin'ny tanjonao ny ataony.

Raha miaraka amin'olona mivoatra ianao dia isantaona ny fiainanareo hivoatra foana na dia tsy manana aza izy androany. Tsy ny toerana misy anareo androany no zava-dehibe fa ny fahazarana ataonareo isanandro hampivoatra anareo foana.

Vitantsika io
❤️‍🩹Tahin Tompo tsika amen a 🙏

08/01/2024

❤️‍🩹💝Matokia ianao an'Andriamanitra fa hainy ny zavatra rehetra
Tsy ahafoy na andao anao izy
Tsy hanary anao amin'ny sarotra izy
Ho eo foana izy ho anao aminy fotoana rehetra
Aza miankina amin'ny hafa fa Jesosy irery ihany no hifikiro, Zanako sy sy asan'ny tanany aoka ho adidiny ihany ho izy. Ahita fitia amin'Andriamanitra ianao. Amen 🙏

Promontion décembre❤️ 01/12/23 espace fitsikiana itaosy niaraka DJ Niaina Mada❤️ 03/12/23 résidence anjara alasora  ( lo...
26/12/2023

Promontion décembre
❤️ 01/12/23 espace fitsikiana itaosy niaraka DJ Niaina Mada

❤️ 03/12/23 résidence anjara alasora ( location Pyro avec declancheur)

❤️ 03/12/23 androïde le petit bistrot ( location lumière )

❤️ 16 déc tany fenerive Est ( Machine fumé , Pyro , declancheur , confettis )

❤️ 23/12/23 espace sania ambohidrazaka ( Pyro , declancheur, confettis , Machine fumé )

🤳 Réservation mp

Super promontion , location effet spéciaux ou DJ ❤️2 ème Partie 17/11/23 espace Andi by pass ( fumé lourde, Pyro, Machin...
18/11/2023

Super promontion , location effet spéciaux ou DJ
❤️2 ème Partie 17/11/23 espace Andi by pass ( fumé lourde, Pyro, Machine fumé , confettis , Machine a bulle 🙏 )

❤️ 1er partie 17/11/23 espace loharano ( DJ , fumé lourde, confettis , Pyro 🙏 )

❤️ 18/11/23 espace malalatiana tao mahazo ( Pyro , Machine fumé 🙏)

🤳 Réservé vos date 0347069106/0336251963/0328946033

04/11/23 Location effet spéciaux tao New Paras ivato ( Pyro avec declancheur a distance ) Mbola mitohy fohana asa mitety...
12/11/2023

04/11/23 Location effet spéciaux tao New Paras ivato ( Pyro avec declancheur a distance )
Mbola mitohy fohana asa mitety faritra na eto Antananarivo

🤳 0347069106/0336251963

🥰 alloween 31/10/23 et 03/11/23 hôtel Mercure ivandry ( location lumière et Machine fumé ) 🤳 0347069106 /0336251963
09/11/2023

🥰 alloween 31/10/23 et 03/11/23 hôtel Mercure ivandry ( location lumière et Machine fumé )
🤳 0347069106 /0336251963

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261336251963

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ Niaina Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category