12/07/2022
Salama aby
Aza variana amin'ireny olona miseoseo mpanakarena ireny. Mety hoe be fidirambola noho ianao izy ireny, fa mandany vola koa nefa. Tohizo foana ny fitadiavana volanao, ary aza mandany vola amin'ny zavatra tsy mampitombo arena fa indray andro any tsy maintsy hody ventiny ny rano natsakainao.
Ny tanjona dia ny hanan-karena fa tsy hoe mody manakana.
Mazotoa aby