Herin'IFOKO

Herin'IFOKO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Herin'IFOKO, Poet, Anosizato, Antananarivo.

"IFOKO "....

🏷 Etsy mihorena ...
🤚🏻dia mahatokisa tena ..
🥹 aza miandrin'ny hafa ...
🫶🏻✍🏻 izay fotsiny hoe handratra 🤎


💜 mpanoratra,🥹🤝🏻

>> Mamakia finaritra 🤧🤎dia mahazahoa fafiny ...
>>tadidio fa FIFALIAKO ny TSIKINAO

27/06/2026

🥺Dieny mbola eo izy dia :hajao,tiavo...fa angaha misy ohatran'iny 'ntsony 😒✅

20/06/2026

🥰Mivavaha,matokia fa Izy hiaro anao🤎🙏

20/06/2026

❤️Sambarà hono ianao fa izy ihany koa efa sambatra ♥️

19/06/2026

🤍Ataon'ny hafa ahoana ny hanaja anao,nefa ianao aza tsy mankatoa ny tenanao🥺

19/06/2026

🥺Andao foana fa na tsy misy azy aza,TOMPO namanao hatrany 🥰 ♥️

18/06/2026

Haiko ndry hoe Ory,haiko ndry tomany
(...)Misy tsara kokoa anie any ho any e♥️

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Herin'IFOKO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category