PEJY ROA

PEJY ROA Ankafizo àry ô!

Natao hanoratana sombitantara sy tononkalo ity pejy ity... Manasa anao hanaraka ny pejy
28/07/2024

Natao hanoratana sombitantara sy tononkalo ity pejy ity... Manasa anao hanaraka ny pejy

Satriko ry tiana Ny ho eo akaikinaoHo kanto feno kaloIzao rehetra izaoHamaky ny haba-kasambaranaAmin'ny volampenomananaF...
24/07/2024

Satriko ry tiana
Ny ho eo akaikinao
Ho kanto feno kalo
Izao rehetra izao

Hamaky ny haba-kasambarana
Amin'ny volampenomanana
Fa indrisy akia malala!
Mihonona fa tsy anjara

R. ANDRIANIAINA

Address

Ivato
Antananarivo
TANA105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PEJY ROA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category