Horizon Film

Horizon Film 🎬 Créateur de contenu Malagasy
📽️ Mpamokatra horonantsary Malagasy
🙏 Tongasoa, aza adino ny manaraka ny pejy.
❤️ Follow & Support.

Ampiteneno kely hoe sarinay ity 🥰
24/08/2026

Ampiteneno kely hoe sarinay ity 🥰

Bonsoir daholo ❤️🥰 Firy / 10 ity volo ity am tarehiko? 🙂
24/08/2026

Bonsoir daholo ❤️🥰

Firy / 10 ity volo ity am tarehiko? 🙂

Souvenir niarahanay taminy dada mamy foana ❤️🥺
24/08/2026

Souvenir niarahanay taminy dada mamy foana ❤️🥺

Fanomanana horonatsary film gasy vaovao Aiza daholo ianareo manana talenta? 🎬❤️Na olon-dehibe na ankizy izay mahafeno fe...
24/08/2026

Fanomanana horonatsary film gasy vaovao

Aiza daholo ianareo manana talenta? 🎬❤️

Na olon-dehibe na ankizy izay mahafeno fepetra dia afaka mandray anjara.

🎥 Fandraisana mpilalao ho an’ireo te hilalao amin’ny horonantsary Malagasy hiaraka aminay.

📩 Alefaso aminay amin’ny message privé: • Sary lava 3
• Anarana feno

Aza adino: manao partage an’ity publication ity ao amin’ny groupe 3 misy anao, ho fisarihana.

Aiza daholo ianareo vonona hanao FILM GASY? Olona maromaro no raisinay amin'ity projet film ity. Raha vonona ianao dia:👉...
24/08/2026

Aiza daholo ianareo vonona hanao FILM GASY?

Olona maromaro no raisinay amin'ity projet film ity. Raha vonona ianao dia:

👉 Soraty fotsiny hoe “VONONA” ao amin'ny commentaire 💬
na
👉 Alefaso MP miaraka amin'ny sary 3 sy ny numéro de téléphone ahafahana miantso anao.

9 taona lasa izay sary io efa lehibe tokoa ry zareo aminy izao ❤️🥰
24/08/2026

9 taona lasa izay sary io efa lehibe tokoa ry zareo aminy izao ❤️🥰

Tamle zah nisy nanolana😂😂Film nataoko voalohany 😇😇Iza mahay ?
24/08/2026

Tamle zah nisy nanolana😂😂
Film nataoko voalohany 😇😇
Iza mahay ?

Moi et mon fils ainéTendry 🥰😍
23/08/2026

Moi et mon fils ainé
Tendry 🥰😍

Hajao foana re dada, raha mbola manana dada ianao. 😊😭Tsapanay koa avy ao am-po ny fitiavana nasehonao hatramin’izay. ❤️
23/08/2026

Hajao foana re dada, raha mbola manana dada ianao. 😊😭

Tsapanay koa avy ao am-po ny fitiavana nasehonao hatramin’izay. ❤️

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Horizon Film posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Horizon Film:

Shortcuts

Share

Category