Hive HV

Hive HV Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hive HV, Cinema, Antananarivo.

11/01/2026

Tratry ny taona daholo isika rehetra🙏🏽Tamin’ny taona lasa 2025 teo, dia nisy vondrona mpianatra niantso anay ny vanim-potoana Fahavaratra. Ilay izy moa asa soa no natao teny, dia nidina an-tanety niaraka tamin’izy ireo ny ekipanay.Tsy dia namoaka oronan-tsary firy moa ny pejy efa ela ela nohon’ny olana nisy sy ny tampoka tsy maha lehilahy. Mino izahay fa ity taona manaraka dia ho feno fahaombiazana tanteraka.Ka ity oronatsary ity dia hanentana antsika mba tsy ho mora kivy ary hiezaka hatrany foana sy manampy amin’izay be indrindra vitan-tsika. Ny fiainana tsy mora ary izy io tsy natao ho mora ary anjaran-tsika tsirairay avy no mihezaka hanao ireo tsy nety rehetra. Amin’izao vanim-potoana izao, dia miakatra izao ny rano — miakatra eny koa ny vidin’ny tsena satria ny vokatra sasany simba ny ranon’orana. Ireto fanampiana nataon’ireto mpianatra ireto manamporofo fa na dia lamba iray ary dia azo hitondrana tsiky sy fanantenana ary fanantenana foana.Ka andao ary hiezaka isika, hanavao ity tany ity ary hitandro ny fahadiovana ihany koa satria anaty vatana madio ihany koa no misy ny saina tomady ary isika ireto dia tsisy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy.Ka mirary taona vaovao feno fahaombiazana sy fahasambarana ho antsika rehetra ary ❤️

07/11/2025

🤍🕊️Rehefa lasa aho🕊️🤍

Niick2k25

▪️Aoka ifampita ny feon'ny fitiavana sy ny fihavanana ary ny firaisan-kina ❤️🎶

🎧Ka indro ary dia Henoy, tsapao, ary zarazarao amin'ny namana rehetra ary aza adino ny manaraka tsy tapaka ny pejy ahitanao ny vokarin’ny Hive HV izay vondrona tarihan’iNick Rajohanison

âś…Partage max svp nba hiverenany ilay firaisan-kinaâś…

01/09/2025

✍🏽 Rakotomavo Joany

Tena tian’i Rakotomavo Joany mihitsy ity manorona Fond d’écran ity, amin’izay izy irery no manana azy sady arak’izay tia...
01/09/2025

Tena tian’i Rakotomavo Joany mihitsy ity manorona Fond d’écran ity, amin’izay izy irery no manana azy sady arak’izay tiany. Tena tia manao sary ihany koa izy iny. 🙂‍↕️

Raha ampanao sary ihany koa ianareo dia mandray commande izahay 🙂‍↕️

Pejy Facebook: Hive HV
Laharana finday: +261384239941
Na mitongava ao amin’ny hafatra miafina ny kaonty an’i Joany 🙂‍↕️🫰🏼

Hamoaka ny rakikirany voalohany ny naman-tsika🎉
26/06/2025

Hamoaka ny rakikirany voalohany ny naman-tsika🎉

Let’s freeze the time 📷📷: Rakotomavo Joany
22/06/2025

Let’s freeze the time 📷

đź“·: Rakotomavo Joany

24/05/2025

Miteny Ny Saina Ep1

Manomboka ny tantaran’i HIVE, manantena izahay fa hanaraka anay hatramin’ny farany ianareo ary hanohana anay hatrany.

Misaotra hatrany.

Miteny My SainaLoading…
16/05/2025

Miteny My Saina

Loading…

Indro ny Pejy offisialin’i Joany 🫶🏽Harao hatrany ny pejy
09/03/2025

Indro ny Pejy offisialin’i Joany 🫶🏽

Harao hatrany ny pejy

Coming soon

Andao ho tohanan-tsika ity naman-tsika iray ity.Izy no Joany, Cadreur ato amin’ny Hive izy io. Manao montage sy mixage m...
09/03/2025

Andao ho tohanan-tsika ity naman-tsika iray ity.

Izy no Joany, Cadreur ato amin’ny Hive izy io. Manao montage sy mixage miaraka amin’i naman-tsika Nick Roots. Izy koa te hisondrotra amin’ny sehatry ny mozika, efa nanao The Voice Africa izy Io dia ito izy fa efa hamoaka ny hirany voalohany hatsy ho atsy.

Asio reactions ilay Cover dia zarao an’ny namanareo 🙏🏽
Mankasitraka 🫶🏽

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hive HV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category