Iky Tongasoa. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Iky - Toerana hizarana kanto sy aingam-panahy.๐Ÿ˜Š

โ€ฆ
08/04/2026

โ€ฆ

Salama e๐Ÿ‘‹Ny vita anio Format A4 .
08/04/2026

Salama e๐Ÿ‘‹
Ny vita anio
Format A4 .

Nanginingina tao anatin'ny 2 taona fa indro miverina indray. Harafesina tokoa ny tanana nefa mahafinaritra foana ilay ma...
24/03/2026

Nanginingina tao anatin'ny 2 taona fa indro miverina indray.
Harafesina tokoa ny tanana nefa mahafinaritra foana ilay manao sary sy osodoko. ๐Ÿ˜Š

๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜†. ๐Ÿ”–   Andian'ny farany anio. Osodoko ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ hatrany. ๐Ÿ–Œ ๐Ÿ˜Š ||6ร—13,5cm||  Vidiny : 6.000ar ny iray ________...
19/05/2024

๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜†. ๐Ÿ”–



Andian'ny farany anio.
Osodoko ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ hatrany. ๐Ÿ–Œ ๐Ÿ˜Š ||6ร—13,5cm|| Vidiny : 6.000ar ny iray

__________

Set nยฐ3
Toujours des handmade-s. ๐Ÿ–Œ๏ธ๐Ÿ˜Š ||6ร—13,5cm|| Prix: 6.000ar l'un

๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜†. ๐Ÿ”–   Andian'ny faharoa anio. Osodoko ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ hatrany. ๐Ÿ–Œ๐Ÿ˜Š ||6ร—13,5cm||  Vidiny : 6.000ar ny iray ________...
19/05/2024

๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜†. ๐Ÿ”–



Andian'ny faharoa anio.
Osodoko ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ hatrany. ๐Ÿ–Œ๐Ÿ˜Š ||6ร—13,5cm|| Vidiny : 6.000ar ny iray

__________

Set nยฐ2
Toujours des handmade-s.๐Ÿ–Œ๏ธ ๐Ÿ˜Š ||6ร—13,5cm|| Prix: 6.000ar l'un

๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜†. ๐Ÿ”–  Marika pejy, sady haingo no fanamariham-pejy, hanampiana anao. ๐Ÿ˜ŠOsodoko ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ avokoa. ๐Ÿ–Œ  ||6ร—13,5c...
19/05/2024

๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜†. ๐Ÿ”–



Marika pejy, sady haingo no fanamariham-pejy, hanampiana anao. ๐Ÿ˜Š
Osodoko ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ avokoa. ๐Ÿ–Œ ||6ร—13,5cm|| Vidiny: 6.000ar ny iray
__________

Marque-pages qui embelliront vos livres tout en vous aidant ร  vous repรฉrer ๐Ÿ˜Š
Peinture ๐—ณ๐—ฎ๐—ถ๐˜๐—ฒ ๐—ฎฬ€ ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป. ๐Ÿ–Œ ||6ร—13,5cm|| Prix: 6.000ar l'un

Ireto ny fepetra apetrakay mba hampirindra sy hampilamina ny varotra:๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ:๐ˆ๐ค๐ฒ pejy iray ahitanao taozavatra, ๐๐€๐“๐€๐Ž ...
18/05/2024

Ireto ny fepetra apetrakay mba hampirindra sy hampilamina ny varotra:

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ:
๐ˆ๐ค๐ฒ pejy iray ahitanao taozavatra, ๐๐€๐“๐€๐Ž ๐“๐€๐๐€๐๐€ avokoa.

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ:
โœฆ alefaso amin'ny hafatra miafina ilay entana nosafidianao (sary na anaran'ilay entana+ anaranao sy laharan'ny finday + marika (Ref) +toerana hanaterana azy) alohan'ny amin'ny 7 ora hariva ny andro mialohan'ny fanaterana ny entana.
โœฆ Tsy mihoatry ny 72 ora ny famandrihana ny entana raha sendra mihoatra dia miverina amidy ilay entana.
โœฆ Tsy mamaly hafatra miafina na mp Alahady izahay.
โœฆ Ora fisokafana an-tserasera(en ligne) :
โ†’Alatsinainy hatramin'ny zoma: 8 ora maraina - 8 ora hariva
โ†’Asabotsy: 8 ora maraina - 12 ora atoandro

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป'๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ:
โœฆ Alohan'ny hialan'ny mpanatitra entana dia mba hiangaviana ianao hijery sy hanamarina tsara ilay entana.
โœฆ ny vidin'ny fanaterana ny entana dia aloa foana raha toa ka misy fiverenan'ilay entana aty aminay.
โœฆ ny vidin'ny fanaterana entana dia arakakarak'ilay toerana anaterana azy : manomboka amin'ny 3000 ar
โœฆ Miangavy izahay ny mba hahafahanay mahazo anao sy handrasainao ny antso antarobia rehefa hanatitra ilay entana ilay mpanatitra azy.
โœฆRaha toa ka misy ny tsy nampoizina ka tsy afaka ianao amin'ny fotoana nifanaovanao sy ilay mpanatitr'entana dia aloa foana ny vidin'ny fanaterana ny entana.
โœฆ Mbola eto Tana ihany izahay no manao fanateran'entana hatreto.

๐—ฉ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป'๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐˜†:
โœฆ Ny vidin'ny entana dia tsy hiadiana varotra.
โœฆ Ny fandoavana ny vidin'entana dia na lela vola mandritry ny fanaterana ilay entana na amin'ny kaonty Airtel money (ao anatin'izany ny vidin'ny fakana ilay vola).
Nomerao Airtel Money : 033 92 379 07

๐— ๐—ฝ๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐˜† :
โœฆ Mijanona ho anay irery ny mombamomba anao. Tsy ho zarainay izany raha tsy nahazo alalana aminao.

Mankasitraka ,
๐ˆ๐ค๐ฒ

Manasanao hiditra ao amin'ny hafatra miafina raha toa ka misy fanontaniana,

โ†’Mailaka : [email protected]
โ†’laharana : +261339237907
โ†’WhatsApp :+261348087948

Mankasitraka tompoko mandrapihaona!

Restez ร  l'affรปt de notre toute premiรจre crรฉation ร  venir ! ๐Ÿ˜‰
17/05/2024

Restez ร  l'affรปt de notre toute premiรจre crรฉation ร  venir ! ๐Ÿ˜‰

Tongasoa eto amin'ny pejy ๐—œ๐—ž๐—ฌ! Tsy andrinay ny hizara ho anareo ny asa tananay. Mandrapihaona ! โ™ก_____________Bienvenue ...
23/04/2024

Tongasoa eto amin'ny pejy ๐—œ๐—ž๐—ฌ!
Tsy andrinay ny hizara ho anareo ny asa tananay.
Mandrapihaona ! โ™ก

_____________

Bienvenue sur la page ๐—œ๐—ž๐—ฌ!
Nous sommes impatients de partager avec vous nos crรฉations.
ร€ trรจs bientรดt ! โ™ก

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category