Ra-Mamy Nionina

Ra-Mamy Nionina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ra-Mamy Nionina, Poet, Antananarivo.

Ra-Mamy Nionina(04/04/24)Foloww
04/04/2024

Ra-Mamy Nionina
(04/04/24)

Foloww

03/04/2024
Ra-Mamy Nionina
29/03/2024

Ra-Mamy Nionina

AVELAO HO TSIARORehefa mba mahatsiaro ny lasako taloha aho diaManiry mafy ny hoe mba tia hiverinaKanefa vao nahabanjina ...
23/03/2024

AVELAO HO TSIARO

Rehefa mba mahatsiaro ny lasako taloha aho dia
Maniry mafy ny hoe mba tia hiverina
Kanefa vao nahabanjina ny lasantsika roa
Dia toa nahita hady sy fasana mitelina

Rehefa mba nahita ny sarin'ny fahazazako
Dia satriko dia satriko no hoe hiverina amin'ireny
Nefa vao nandindona ny aloky ny fahadalako
Dia neniko dia neniko ny nampijaly an'i Neny

Rehefa mba nahatsiaro ny kilalao fahiny
Dia toa mampaniditsidina ny diarin'ny fahatsiarovana
Kanefa aoka ihany iainana ny ankehitriny
Fa nofinofy ireny raha averina ho lalovana

Ra-Mamy Nionina
(23/03/24)

MALALA EO IMASOKOEtsy manofisa dia miankina eto an-tsandrikoEny matokisa fa ampiadana anao no tanjokoEtsy mitonia dia fi...
22/03/2024

MALALA EO IMASOKO

Etsy manofisa dia miankina eto an-tsandriko
Eny matokisa fa ampiadana anao no tanjoko
Etsy mitonia dia fihino aloha ny vatako
Mahaiza mankafia amin'izay kely mba takako

Sarotra ny hiteny hoe tsy misy tsara mihoatra anao
Fa averiko ombieny hoe tiko loatra ianao
Dia jamba anao ny masoko na aza ary aho mahiratra
Ianao malala eo imasoko fitiavana mamiratra

Dia etsy ho fihiniko anehoako ilay fitiavana
Aza manahy fa ampanginiko raha sendra ady mazana
Etsy kely orohako ho marika eto anio
F'ianao no rivotra fohako,rivotra madio

Mamelombelona ny aiko
(Fa malala eo imasoko ianao dia ny hanary anao aloha tsy haiko)

Ra-Mamy Nionina

22/03/24

Hiombo-pifaliana❤️❤️❤️21 martsa🥰🥰Andron'ny poezia
21/03/2024

Hiombo-pifaliana❤️❤️❤️

21 martsa🥰🥰

Andron'ny poezia

Aoka nama ah😂FFoloww
14/03/2024

Aoka nama ah😂
FFoloww

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ra-Mamy Nionina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category