15/08/2024
Rip😭 Jean Pierre Rampal ( Depaly )
17 août 1964 / 14 août 2024
Feno 60 taona afakandro vitsy izay saingy izao lasa izao
Olona tsotra ka nandao ity tany fandalovana mandria am piadanana
Ndry vao Tonga anniversaire ako vao miposaka masoandro d enao voalohany matadidy mandefa SMS voalohany foana atram Zay ka atram Zao Ary tadidy nao foana nefa d indrisy manomboka Zao 😭, ts adinoko mandrapikipy masoko fisinao atram zay ka atram Zao ,fa tsisy nasolo fa mahay mitaiza sy mampianatra ankizy enao tena marina , Ary hanatra rehetra lazainao ts adinoko mandrakizay 👍
hira ity noforoninao Téo am tantaram pihainako ( Tonga ilay malalany )ts adinoko mandrakizay fisinao
TONGA ILAY MALALANY - Tarika Rebika
Lay masoandro efa dify tery
Ny olona efa tapi-mandry
Injay nisy nisioka tao alatrano tao
Tonga ilay malalany, tonga ilay malalanao.
Tapitra hatreo ’lay nofy saika mamy niombona-tsika roa
’Lay tompo-toerana no indro fa tamy
Ataoko ahoana moa, mangina rehefa voa
Raha lasa aho dia indro ianao Nanakatom-baravaravana
’Zaho ’rery sisa tao ala-trano tao nanarangarana
Isika moa na dia nifankatia
Izy ilay nametraka sonia
Dia izy ilay efa nisy hatrany aloha
Izaho efa faharoa, haitraitra ihany koa