Compagnie AKO

Compagnie AKO Mpanao zavakanto

Mirary alarobia mahafinaritra be ho anareo rehetra💐☀Hihaona isika atoato fa tsidiho matetika ny pejy🤗🎭🎈
20/05/2026

Mirary alarobia mahafinaritra be ho anareo rehetra💐☀

Hihaona isika atoato fa tsidiho matetika ny pejy🤗🎭🎈

"Le théâtre est un grand bricolage. C’est l’éternelle remise en question du texte sur scène, du personnage, de la lumièr...
16/05/2026

"Le théâtre est un grand bricolage. C’est l’éternelle remise en question du texte sur scène, du personnage, de la lumière, du décor."

Noëlle Renaude.
in Le Petit dictionnaire du théâtre

❌ TSY HO ELA ❌Efa manomana indray ny seho manaraka izahay 😉Misy koa ny efa miandry ny fivoahany sisa⌛
09/05/2026

❌ TSY HO ELA ❌
Efa manomana indray ny seho manaraka izahay 😉
Misy koa ny efa miandry ny fivoahany sisa⌛

Ny pôzinay mijery anay😁🥰 Nanokana fotoana nijerena ny video an'ilay teatra I FARA SY TRIMOBE izahay androany🎥 Efa manoma...
25/04/2026

Ny pôzinay mijery anay😁🥰
Nanokana fotoana nijerena ny video an'ilay teatra I FARA SY TRIMOBE izahay androany🎥
Efa manomana ny seho izay efa tsy ho ela sahady koa izahay izao fa aza miala lavitra an😉


Voaray ho mpikambana raikitra ato @ Compagnie AKO izy telo mianadahy ireto rehefa nahavita ny andrana nandritra ny telo ...
23/04/2026

Voaray ho mpikambana raikitra ato @ Compagnie AKO izy telo mianadahy ireto rehefa nahavita ny andrana nandritra ny telo volana.

Mirary fahavitrihana hatrany💪🏻😍🎭

Naka rivotra kely mihitsy aloha fa reraky ny rotoroto t@ fanomanana... Nanao jery todika ilay Teatra i FARA sy TRIMOBE i...
18/04/2026

Naka rivotra kely mihitsy aloha fa reraky ny rotoroto t@ fanomanana... Nanao jery todika ilay Teatra i FARA sy TRIMOBE ihany koa🎭🥰🌅🏊🏻‍♀️

Ireto sarinay niaraka taminareo ireto no hamerenanay ny fisaorana anareo rehetra tonga nijery  ilay Teatra i FARA sy TRI...
16/04/2026

Ireto sarinay niaraka taminareo ireto no hamerenanay ny fisaorana anareo rehetra tonga nijery ilay Teatra i FARA sy TRIMOBE 🎭🙏🏻🥰

📸 Jereo ao ary ny sarinao e🤗

Coucouuu🥰👋🏻Nihaona kely tany ho any indray alohaHisy inona ary?🤔
15/04/2026

Coucouuu🥰👋🏻
Nihaona kely tany ho any indray aloha

Hisy inona ary?🤔

Mankasitraka anareo rehetra tonga nijery ilay Teatra i FARA sy TRIMOBE androany. Faly izahay manana mpankafia marobe toa...
11/04/2026

Mankasitraka anareo rehetra tonga nijery ilay Teatra i FARA sy TRIMOBE androany. Faly izahay manana mpankafia marobe toa anareo🙏🏻🎭

Amin'ny manaraka indray. Alefaso hafatra miafina na ao @ "commentaire" ny sarintsika raha misy any aminao🤗😍
📸Severin

❌LANY DAHOLO NY TAPAKILA❌🎭Tsy misy intsony na ny Simple na ny Réservation.🎭Tsy misy fivarotana billet intsony @ andron'n...
09/04/2026

❌LANY DAHOLO NY TAPAKILA❌

🎭Tsy misy intsony na ny Simple na ny Réservation.
🎭Tsy misy fivarotana billet intsony @ andron'ny fampisehoana.

Misaotra anareo rehetra nanjifa na mivantana na "par mobile money"🙏🏻

Eny izany mihaona eeee🥰

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261348819106

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Compagnie AKO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Compagnie AKO:

Share