Vetso N'alaelo

Vetso N'alaelo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vetso N'alaelo, Poet, Antananarivo.

LAVITRANa lavitra aza ianaoNa lavitra izany tanyIzato foko mitomanKa na matory na mifohaDia ianao foana no ao an- dohaFa...
31/12/2024

LAVITRA
Na lavitra aza ianao
Na lavitra izany tany
Izato foko mitoman
Ka na matory na mifoha
Dia ianao foana no ao an- doha

Fa be ny hazo ao an' ala
Fa ny fary mamy indridra
Eo ny manadala
Fa ianao no tiko indrindra

Raha ny foko no marary
Dia ianao no mampijaly
Aza taitra aza kivy
Fa ianao no tena izy
🤕🤕VETSO N' ALAELO🤕🤕

AZA MAIKAAza mora vodalany Ny fitiavana ndray miserana akiaaFa ataovy tsara idy alo ny boky ndry Nasaintony tamy ny fity...
26/05/2024

AZA MAIKA
Aza mora vodalany
Ny fitiavana ndray miserana akiaa
Fa ataovy tsara idy alo ny boky ndry
Nasaintony tamy ny fity mamy key de io fa banaka tsy lera

Mody kalony hoee (tsisy tiny akotra nao )
De io marina enao fa niroboka sy nanao
Nomenao azy le fadiovanao
Fa nga raky tsy pifakaty rehefa tsy manao any zao aaaa
De io fa simba ny vatanao

Ekeko hoee fafinaretana le firaisana
Fa na zany aza AZA MAIKA
Aza etina fo taitaitra
Fa ny bady ane ka zarany ary maita mibanaka
Sa ve tsy zaka tsony le ma virijiny de aleo nasaina no vakiny

Fa io ane aky rehefa vaky de vaky zavatra tsy ita fanapenana AZA MAIKA sao anenenana

Vetso N'alaelo ✍️
Abonnez vous

ILAY TIKO INDRINDRAIlay tiko indrindr!Tiko ts hafindra !Iny enao iny !No nahatonga anah hitia,!Teliko s'y teny mamay!Iza...
26/05/2024

ILAY TIKO INDRINDRA
Ilay tiko indrindr!
Tiko ts hafindra !
Iny enao iny !
No nahatonga anah hitia,!

Teliko s'y teny mamay!
Izay rehetr sesilany.
NY soa vitanao
Ts hadinok mandrakizay

Asa izay I tenenw azy.
Fa zao no atao oe Tena tia💗
Raha mb fantatrw mants
Fa hajaiko enw satri tiko😘

Aleok ho soratak 🖊️
Ataoko tononkalo
Enao matsy ts atakalo🤗
Fa tss asolo 🏃‍♂️

Io tononkalo io👈
Ilay loha teny nosoratak 🖊️🙏
Iny tononkalo iny👈
Fa hitak tao anatiko💥

Vetso N'alaelo ✍️

BAVYBavy aaaa .....Eny fatako sy itako ny fitiavanao azyAiko enao fa tsy manana olotina akotra nazyFa wka zay le ranomas...
06/03/2024

BAVY
Bavy aaaa .....
Eny fatako sy itako ny fitiavanao azy
Aiko enao fa tsy manana olotina akotra nazy
Fa wka zay le ranomaso de wka zay le saito
Fataro manomboka eto fa tsy zay miteny andry hoe ty akory no tena ty

Eny eee ....
Nomeny toky ndry de io fa very dy de nanome ze sarobidy indrindra
Dokadokafany hoe ndry no tena tiny ndrindra nefa indrisy fa nanalany izay mangididy
De zao ndry vô kivy zao vo natsapa hoe le fitiavana nomeny kay tsy tena izy
De io enao fa manome tsiny tena sy miharitra tay mbava ny Neny

De io ndry fa tsy te ity tsony fa hoe mitovy daôly reny lela reny
Nefa lela zah no miteny fa samby isany toetrany aky reniaaaa
Fa ndry no mila mafe tena
De ôka zay fa ndry akory ra oe nihalany de tsy oe tsisy ity tsony

Fa fafao ny fisiny de ny vita avalomy
De metse sy mitsiky fa ao ambadika ao mbola misy ty andry
Ity sy vonona ampihadana andry amafa ireo alahelo ndry
De io ndry fa milomano ao anaty teny mamy
Io fa feno tsiky le tava favy otsa nu tomany
Mitandrema aky fa reny olotina ireny ihany no mavita any zany aaaa....

Vetso N'alaelo ✍🏻

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vetso N'alaelo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category