26/07/2025
Extrait ny asa soratra vaovao
🥺Miandry Anao🥺
Ny alina mangina no mampahatsiahy anao,
Ny feon’ny rivotra mitondra ny anaranao,
Matetika aho manontany ny lanitra,
Hiverina ve izy... sa efa nanadino ny ambany lanitra?
✨Anj'Art✨