Akany Vatosoa Ambohimalaza

Akany Vatosoa Ambohimalaza Ny akany Vatosoa dia efitrano malalaka fananan’ny FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana Vaovao.

Vodiondry sy fanamasinana fanambadiana notanterahina tao amin’ny Akany Vatosoa sy FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana Vao...
18/09/2024

Vodiondry sy fanamasinana fanambadiana notanterahina tao amin’ny Akany Vatosoa sy FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana Vaovao ny farany herinandro lasa teo.
Mirary tokantrano sambatra ho an’i Ny Onja sy Miravo.

Ianareo koa raha hamandrika toerana na mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny laharana: 0326335085 - 0340508071

Ny Akany Vatosoa dia mikarakara sakafo atoandro 🍽️ ny 2 jona 2024 izay afaka jifaina rehefa vita ny fotoam-pivavahana. ⛪...
14/05/2024

Ny Akany Vatosoa dia mikarakara sakafo atoandro 🍽️ ny 2 jona 2024 izay afaka jifaina rehefa vita ny fotoam-pivavahana. ⛪️

Hitanao amin’ny afisy ny safidy azonao atao. 🍴
🥘Formule 1 (20.000Ar): Entrée & plat na Plat & dessert
🍲Formule 2 (25.000Ar): Entrée & Plat & dessert.
🎶Ny fotoana dia arahina mozika mahafinaritra🎶

Tsy maintsy mamandrika toerana:
📞Mamitiana 0326335085
📞Tantely 0340508071
📞Fanja 0340561075
📞Henintsoa 0331570198
📞Eva 0343365601
📞Fidy 0342222702

Manasa anao am-pitiavana.⛪️

Ho anao izay liana amin’ny fampiasana ny Akany Vatosoa Ambohimalaza: Manomboka amin’ny vidiny 225.000Ar ho an’ny olona 1...
21/02/2024

Ho anao izay liana amin’ny fampiasana ny Akany Vatosoa Ambohimalaza:
Manomboka amin’ny vidiny 225.000Ar ho an’ny olona 100.
Hitanao amin’ny afisy ny andininy rehetra.

Aza misalasala manantona sy miantso raha mila fanazavana fanampiny.

0326335085 - Mamitiana Ranoelison
0340508071 - Tantely Razakanirina

08/02/2024

Address

Ambohimalaza
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany Vatosoa Ambohimalaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share