David Mpikalo

David Mpikalo Mikabary amin'ny sehatry ny Hafaliana rehetra. "Chevalier de l'ordre des arts, des lettres et de la culture"

0343978984

10/02/2026

Ny tsara hatrany no hiaonantsika.
Aza misalasala miantso fa raisiko ampitiavana.
0343978984.

Ny mahafinaritra hatrany no atolotra ho antsika😊.Tsy misy teny tsy mendrina na mandratra sofina. Fanajana feno no ifanat...
04/02/2026

Ny mahafinaritra hatrany no atolotra ho antsika😊.
Tsy misy teny tsy mendrina na mandratra sofina.
Fanajana feno no ifanatrehantsika amin'ny andro ray miavaka anareo roa kely😍😍.

Mifanaraka amin’ny loko tianao ve ny toetranao?  🎀Mavokely– Olona be fitiavana, malemy fanahy– Romantika, tia fikarakara...
21/01/2026

Mifanaraka amin’ny loko tianao ve ny toetranao?

🎀Mavokely
– Olona be fitiavana, malemy fanahy
– Romantika, tia fikarakarana

🔴 Mena
– Olona feno hery, herim-po, tia mitarika
– Mafana fo, sahy, be finiavana

🔵 Manga
– Olona tony, matoky tena, tia filaminana
– Hendry, azo itokisana, tia fandaminana

🟢 Maitso
– Olona tia natiora, milamina, be fandeferana
– Tia fandriampahalemana, mpanampy, manana fo malefaka

🟡 Mavo
– Olona falifaly, mamorona, tia miresaka
– Be fanantenana, manaitra ny hafa

🟣 Volomparasy (Violet)
– Olona lalina saina, mistery, tia zavakanto
– Manana eritreritra lalina, intuitive

⚫ Mainty
– Olona matotra, matanjaka, tia élégance
– Tia tsiambaratelo, mahaleo tena

⚪ Fotsy
– Olona madio saina, tsotra, tia fahamarinana
– Mitady fiadanana sy fahadiovana

🟤 Volontsôkôlà
– Olona azo itokisana, maharitra, tia fahamarinan-toerana
– Tia fianakaviana, manan-kery anaty


Indrana tao Artinah Fanantenantso

Efa mifikitra anaty ka tsy afa-misaraka intsony.Kabary Malagasy: mampiavana, arofanin'ny fiarahamonina😊
16/01/2026

Efa mifikitra anaty ka tsy afa-misaraka intsony.
Kabary Malagasy: mampiavana, arofanin'ny fiarahamonina😊

Vitasoa ny anio😊Ambatomirahavavy
03/01/2026

Vitasoa ny anio😊
Ambatomirahavavy

Ho eto foana ho anareo, hanome haja sy voninahitra ary hasina ho anareo mpivady vao sy ny fianakaviana rehetra🥳
02/01/2026

Ho eto foana ho anareo, hanome haja sy voninahitra ary hasina ho anareo mpivady vao sy ny fianakaviana rehetra🥳

Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2026😊.Tolotra vaovao be ny miandry antsika amin'ity taona ity. Hanome n...
01/01/2026

Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2026😊.
Tolotra vaovao be ny miandry antsika amin'ity taona ity.
Hanome ny soa sy ny tsara hatrany.🥳

Ny tsikirity manina, ny soy malahelo, aza ny fody no afarana fa raha mahita vary izy dia sondriana. Ny tsikirity manina ...
31/12/2025

Ny tsikirity manina, ny soy malahelo, aza ny fody no afarana fa raha mahita vary izy dia sondriana. Ny tsikirity manina ny soy malahelo, aza ny fitatatra no afarana fa raha mahita saha izy dia variana. Ny tsikirity manina ny soy malahelo. David Mpikalo no afaro fa sady miantsa izy no mikabary😊😊

Miezaka hatrany manatanteraka izay fangatahan'ny fianakaviana😊😊 Mpikalo. Efa teo ary mbola ho eo ho anareo😊😊😊
27/12/2025

Miezaka hatrany manatanteraka izay fangatahan'ny fianakaviana😊😊
Mpikalo. Efa teo ary mbola ho eo ho anareo😊😊😊

Address

IVW 48 Ter Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when David Mpikalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share