30/10/2022
"Mandalo tsy fahasalamana ny namana mpiaramiasa, mpiara milalao sarimihetsika @ izao fotoana izao.
Tsaboina ao @ clinique Ankadifotsy.
Koa mangataka antsika rehetra mba hitondra am-bavaka ho azy.
Satria n'y dokotera dia mpitsabo ihany, fa Jesosy no mpanasitrana.
avec Bakoly