19/05/2026
Salama daholo o 🥰
Harona disponible alefa @ vidiny mirary
12x11x4cm : 300ar (100pces minimum)
20x15x5cm : 600ar (100pces minimum)
28x20x8cm : 900ar (100pces minimum)
Ny harona rehetra ankoatra ireo kosa dia sur commande avokoa! Mety asiana logo ihany koa.