Dégaine ta plume

Dégaine ta plume Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dégaine ta plume, Poet, Antananarivo.

04/11/2024

~Si tu savais ~....
Soon guys💗💗
May Yu。⁠◕⁠‿⁠◕⁠。

Te anadino nef to tampoka lotra....Tss fanazavana fa de taperina atreto de zay ....Ny  anao mo zany ef nomanina atrin'ny...
04/11/2024

Te anadino nef to tampoka lotra....
Tss fanazavana fa de taperina atreto de zay ....
Ny anao mo zany ef nomanina atrin'ny ela.....
Enao ef vonona andeh fa zah mbola tavela....
Otrany sarotra no mandinika hoe omaly tsika no niona farany....
Fa androany iany enao de ho malalany....
Eny euh...mety tsy hoe farany fa le "isika" kosa notamperina....
Tsy hitovy tsony Ilay fijery....
Ilay tsiky nahapotika ahy tamin'ny ireny....
Fa ef azy enao rampitso ....
Toa te hiteny aho hoe rah izany iany de aleo faranana tsara....
Raiso farany ny tanako...
fihino mafy ny tenako....
Orohy farany am'lay molotrao malandina....
Tolory tsiky farany ilay naha babo....
Ilay fijerinao masika....
Ilay feo anao mamy kely bitsika....
Hoe..."mbola hito anie zao malala"....
Eny mba tiko zay no amaranana an'lay isika....
Satria tampoka lotra ny anadino Ilay tsiky....
Tsy voakosoka ao anaty ray minitra ireo fanambintsika ef nininao potehana
Eny nenao ef vita ef ela .....
Fa ny hiteny hoe vita sisa no tavela.....
Eny toa mbola tsy ho zakako ny ahitanao hitatana azy....
Amihina azy toy ny namihinanao ahy....
Isari-adala amin'ny toy ny fataontsika fahizay....
Yee....lasa "fahizay" le omaly....
Sady mitsiky aho no sady misento hoe le mandrakizay nisy fetra kay hoe atreto....
Rah mba fantatro mantsy hoe omaly Ilay farany....
Mety nanao manja aho......
Nataoko izay nampidoboka indray ny fonao...
Naveriko ho isan-jato ilay "tiko iano" rah zay no tsy ampy....
Eny euh...tsy de tena misy bika sady tsy mahay miteny....
Fa mba nanantena hoe manana ny ampy ho anao....
Eny rah mba fantatro mantsy....
Mety tsy nandratra toy izao toy ny tsanto-kantsy...
Ilay teny kely nanolotra ilay fitorim-pitiavana....
Nanjary hoe tofoka Aho.....aleo farana

In~tofoka~.....May Yu😔

On dit que les sentiments partent mais les souvenirs restent....Je voudrais alors que tu m'aimes tel un souvenir.....Dis...
30/08/2024

On dit que les sentiments partent mais les souvenirs restent....
Je voudrais alors que tu m'aimes tel un souvenir.....
Disant que c'est juste un test....
Grave dans ta mémoire rien que mon sourire....
Que ton lit emprisonne mon odeur....
Que même le vent te rappelle mon toucher....
Que tu te rappelles de mes bras quand tu as peur
Que nos souvenirs demeure une éternité....
Capture tes sentiments....
Transformons les aussi en souvenir....
Pour qu'elle demeure au fil du temps....
Pour qu'on s'aime sans avoir à en finir....

In~souvenir~💗....
May Yu(⁠。⁠♡⁠‿⁠♡⁠。⁠)

28/08/2024

Tiko enao...nefa kosa alako
"Malalako"...."fahavaloko"...samy anaranao reo amiko💔✨


May Yu(⁠•⁠ө⁠•⁠)⁠♡

Nanary anah hono izy nanary ny harenany....Le fo roa te ho iray....Satria iny le ef niandrasany atrizay....Nefa....izy m...
25/08/2024

Nanary anah hono izy nanary ny harenany....
Le fo roa te ho iray....
Satria iny le ef niandrasany atrizay....
Nefa....izy maratra ny safidiny...fa ny ahy maratran'ny fitaka....
Tsy te ho aharatra tsony ilay fo kely efa tresaka....
Le fo roa te ho iray...
Nefa matahotra ny hoe androany ny fitiavany no mandoro fa na ampitso hangatsika ka hamahivahy....
Te anaiky satria mbola ao anaty ao daholy ireo dina zay natao....
Nefa matahotra hoe rampitso ndray aho de ho ilaozanao....
Mba te ho malalany....
Nefa izy any mety efa misy ny anjarany.....
Mety ho fitia mandalo na ko hoe kilalao...
Ka sody ndray ho diso kajy ka amoha ndray reo fery ao anatiko ao.....
Tsy masaha manda hoe tia....
Nefa raha anorona fiarahana ndray sarotra amiko ny hiteny hoe eny sa tsia....
Satria nandroborobo tao anatiko tao ilay vonikazon'ny fitiavana...
Nef atahorana sao ho atolotro azy de ho alazo....
Ka aleo fotsiny ny anaranao no andravaka azy...
Aleo ho tsiaro iany ny lasantsika...
Aleo tsy irotsaka ndray raha fantatra fa na ho ela na ho aingana mbola ho angatsika....
Na eo ilay fo roa te ho iray....
Aleo ny antsika ampanginana am'zay

In~fo roa te ho iray~
May Yu(⁠◍⁠•⁠ᴗ⁠•⁠◍⁠)⁠✧⁠*⁠。
**On s'excuse pour la longue absence 🙏💔

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dégaine ta plume posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category