Moara Ink - Tattoo Studio

Call Directions

Moara Ink - Tattoo Studio Choisissez notre studio pour vos projets de tatouage originaux, créatifs, et professionnels

02/10/2026

Ahoana! Ahenantsika kely ve ny prix mandrapahatapitra ny taona ?! 🥹🫣
Iza no mazoto ?!

Mamy kely ny fitiavan’izy roa ✨🤩Vao vita hono ny Tattoo dia alainy vady Kelly 🥹🥹🥹Ahoana ?!Rahoviana isika no h anao Tatt...
02/10/2026

Mamy kely ny fitiavan’izy roa ✨🤩
Vao vita hono ny Tattoo dia alainy vady Kelly 🥹🥹🥹
Ahoana ?!
Rahoviana isika no h anao Tattoo 😃

Tianareo ilay tena mainty be e 🤩Andao fa sady atoronay ny fikarakarana azy mba ho dorenjy foana na sitrana ary 🔥Tonga di...
01/10/2026

Tianareo ilay tena mainty be e 🤩
Andao fa sady atoronay ny fikarakarana azy mba ho dorenjy foana na sitrana ary 🔥
Tonga dia afaka manoratra an 😉

Le genre de projet qu’on adore ⭐️😊👌À quand votre prochain Tattoo 😉Écrivez nous directement pour booker votre rendez vous...
30/09/2026

Le genre de projet qu’on adore ⭐️😊👌
À quand votre prochain Tattoo 😉
Écrivez nous directement pour booker votre rendez vous ✨

Tattoo vao vita vos Tattoo sitrana 😉Bravo be anareo Mahay mikarakara tsara ✨
27/09/2026

Tattoo vao vita vos Tattoo sitrana 😉
Bravo be anareo Mahay mikarakara tsara ✨

Mila mba efa sitrana entre 2 à 7 ans ilay cicatrice Tsapao hoe efa mafy , tsy hafahafa loko, tsy maleny ny fotonyDia afa...
25/09/2026

Mila mba efa sitrana entre 2 à 7 ans ilay cicatrice
Tsapao hoe efa mafy , tsy hafahafa loko, tsy maleny ny fotony
Dia afaka ataontsika 😉

Ces tatouages transforment des marques présentes sur la peau en véritables éléments du dessin. Cicatrices, vergetures ou autres irrégularités peuvent ainsi être intégrées directement dans le motif, au lieu d’être simplement dissimulées.
Certains tatoueurs adaptent même le dessin à la forme et à l’emplacement de la marque pour créer un résultat qui semble avoir été pensé spécialement pour cette zone. Une manière originale de détourner une particularité de la peau pour en faire une partie visible du tatouage.

Salama tsara ?!Manao azafady ry ireto a Fa efa miezaka izahay manome valin-teny am-panajana be. Mazava tsara. Fa misy fo...
25/09/2026

Salama tsara ?!
Manao azafady ry ireto a
Fa efa miezaka izahay manome valin-teny am-panajana be. Mazava tsara.
Fa misy fotoana vizaka ihany rehefa tratran’ny hafahafa ohatran’izao ary maro izy ao an … hatramin’ny olona nangalatra sary noforoninay dia izahay indray no anontaniany hoe inona no dikan’ilay izy kanefa efa nataony tany sady tsy tafavoaka ny kalitao …
Mba aleo samy mifanaja

Afaka ataonay 😉
23/09/2026

Afaka ataonay 😉

Eye Portrait 🫶🏻

Sponsored by SGoons Tattoo Supply Chikulet Tattoo SuppliesGlide Tattoo Products Inkcraft Pro Headhunter Numbing Spray

C‘est poétique dans toutes les langues ✨Un tatouage c‘est surtout une affirmation de soi 😉
22/09/2026

C‘est poétique dans toutes les langues ✨
Un tatouage c‘est surtout une affirmation de soi 😉

Une très bonne semaine à tous ⭐️Avec passion et sans modération ✨De la part de l‘équipe Moara 👌😃
21/09/2026

Une très bonne semaine à tous ⭐️
Avec passion et sans modération ✨

De la part de l‘équipe Moara 👌😃

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342406519

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moara Ink - Tattoo Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share