Feel'Vibes

Feel'Vibes Mozika sy Tontolo

25/08/2026

Ny dia rehetra dia mamela fahatsiarovana. ✨🚗💚

18/08/2026

Sihanaka nahazo devant ony 😅
Sambasamba nandeha ny admin 🤣 🚛

Hashtags:

14/08/2026

📸 Tsy mila mangataka olona haka sary intsony! 😍

✨MINI APPAREIL Bluetooth

Pratique ary mora ampiasaina!
📱 Mety foana na iphone na Android
🤳 Maka selfie sy sary groupe mora foana
🎥 Tena mety ho an'ny TikTok, Reels, Vlog ...
🎒 Kely ka mora entina na aiza na aiza

💰 VIDINY: 15 000 Ar ihany! 🔥
🚚 LIVRAISON POSSIBLE 🛵

🔥 Aza mandry fa quantité limitée!
📩 MP aingana ary 🛍️

09/08/2026

Ho tahiana anie ianao amin'izay rehetra ataonao 😊

'vibes

07/08/2026

Variana loatra amin'ilay voyage eny amin'ny lalam-pirenena isika dia tsy nahalala hoe hay na ry zareo mpanao maneno (Mpitendrim-pamadihana) ary amin'izao efa mampiasa Guitare Bass koa 😊
Ahoana ny hevitrao amin'izao?


03/08/2026

Izao ilay maneho ilay FIRAISANKINA mampiavaka antsika Malagasy.
Horonantsary manao fasan-drazana arahan'ilay hira fanao "ZANAMA"

📷 Lafatriniaina Anael

31/07/2026

Raha sagnatria Maty @ izao dia iza no omena tsiny?



'vibes

27/07/2026

Variana mankafy ny zavatr'olona ety amin'ny RN4 ety 😊

Fantatrao vé hoe aiza ho aiza lay toerana?

'vibes

24/07/2026

Miombom-po amin’ireo rehetra namoy havana isika, ary maneho fiaraha-miory sy fiononana feno ho an’ireo fianakaviana tra-pahoriana.
Enga anie Andriamanitra hanome hery sy faharetana ho azy ireo, ary hitoetra mandrakariva ao am-po ny fahatsiarovana ireo aina nafoy. 🕊️🤍

'vibes

❤️HILAZA AMINAREO AHO NY FOMBA HANANANA TRANO SY FIARA TSY MITROSA NA AIZA NA AIZA.❤️👉Maro amintsika no manonofy hanana ...
22/07/2026

❤️HILAZA AMINAREO AHO NY FOMBA HANANANA TRANO SY FIARA TSY MITROSA NA AIZA NA AIZA.❤️

👉Maro amintsika no manonofy hanana trano tsara sy fiara manokana. Saingy indrisy, maro koa no mihevitra fa tsy maintsy miditra trosa amin'ny banky na mindram-bola amin'olona vao afaka manatanteraka izany nofy izany. Ankehitriny kosa dia hilaza aminareo aho fa misy lalana hafa: azo atao ny manana trano sy fiara nefa tsy mitrosa na aiza na aiza.

1️⃣Voalohany indrindra, ovay ny fomba fisainana. Aza miezaka haneho amin'ny olona hoe manankarena ianao, fa miezaha hanangana harena maharitra. Tsy ny fiara lafo indrindra na ny trano lehibe indrindra no tanjona, fa ny fananana izay tena anao, tsy misy trosa manavesatra.

2️⃣Faharoa, mianara mitahiry vola. Na kely aza ny vola miditrao dia asio ampahany tahirizina alohan'ny handaniana azy. Ny olona mahomby dia tsy mitahiry izay sisa tavela rehefa avy nandany, fa mandany izay sisa tavela rehefa avy nitahiry.

3️⃣Fahatelo, ampitomboy ny fidiram-bola. Raha karama tokana no iainanao dia eritrereto izay asa fanampiny na fandraharahana afaka mampiditra vola. Ny vola fanampiny no afaka hanafaingana ny fanatanterahana ny tetikasanao.

4️⃣Fahefatra, aza matahotra ny miandry. Ny olona maro dia te hahazo zavatra avy hatrany ka manaiky hiditra trosa. Fa ny faharetana no iray amin'ireo tsiambaratelon'ny fahombiazana. Aleo miandry roa na dimy taona, fa rehefa azonao ilay fananana dia tena anao tanteraka.

5️⃣Farany, tandremo ny fandaniana. Betsaka ny vola very amin'ny zavatra tsy ilaina: fividianana tampoka, fialamboly tafahoatra, na fanarahana lamaody. Raha voafehy ireo dia ho hitanao fa afaka manangona vola betsaka ianao.

✔️Tsy ny olona be karama indrindra no lasa manankarena, fa ny olona mahay mitantana izay ananany. Tsy ny olona mahazo vola be no mahavita mividy trano sy fiara tsy misy trosa, fa ny olona manana faharetana, fifehezan-tena ary vina mazava.

➡️Koa manomboka anio, raiso ny fanapahan-kevitra: hiasa mafy, hitahiry -pahendrena, hampitombo ny -bola ary tsy hiditra trosa raha tsy tena ilaina. Raha manao izany ianao dia ho avy ny andro hijoroanao amim-pireharehana ka hilazanao hoe:

🙏"Ity no . Ity no . Tsy misy tompony, tsy misy mpampindram-bola mitaky vola amiko. Ahy tanteraka ireo satria nahazoako tamin'ny asa mafy, ny faharetana ary ny fitantanana tsara ny vola."🙏

🙏Izany no tena ara-bola. Izany no fandresena. Ary izany no lalana azonao arahina raha -kevitra hanomboka dieny anio ianao.
🙏

Sing

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feel'Vibes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share