Compagnie Bee Z'Art

Compagnie Bee Z'Art ANIMATION - DANSE - THÉÂTRE - MUSIQUE - SPOT PUBLICITAIRE - FILM 🎬💃🕺🎧🎤🎙️📽️🎸🎹

27/03/2026

27 Mars, Andro manerantany ho an'ny Théâtre 🐝✨

Indro ary famintinana an-tsary sy raki-tsarin'ireo seho efa nataon'ny Compagnie Bee z'Art ✨🥰🐝

Araho finaritra ary 🙏🤚🌹😘

Ireto izahay 🥰✨🐝♥️Manomana zavatra mafatifaty kely ho anareo 🥰✨🐝🐝
09/03/2026

Ireto izahay 🥰✨🐝♥️

Manomana zavatra mafatifaty kely ho anareo 🥰✨🐝🐝

03/03/2026

🥰❤️🐝 Elaela isika tsy nihaona e? 🐝❤️🥰

Ao fa hoentinay Kely ivelan'ny théâtre ianareo.

Rehefa tafiaraka mba manal'azy eny 🥰❤️🐝

10/02/2026

"Être bizarre, c'est être unique. "✨🐝🐝✨

🥰🥰😘❤️🐝🐝

Andao hilalao 🥳🥰🙈✨Ankamantatra: Iza ary io izay mahafantatra ? ✨🥰🐝✅ Sopapa: Théâtre tao amin'ny ivokolo Analakely ⛔ Iza ...
21/01/2026

Andao hilalao 🥳🥰🙈✨

Ankamantatra: Iza ary io izay mahafantatra ? ✨🥰🐝

✅ Sopapa: Théâtre tao amin'ny ivokolo Analakely

⛔ Iza no tena anarany ato amin'ny Facebook?
⛔ Iza no anarany tamin'io seho io?
⛔ Inona no lohaten'ilay seho?

✅ Ndao ary hilalao. 🐝🐝🥰✨

Izay olona 2 voalohany mahita ny valiny marina dia mahazo fanasana manokana avy aty amin'ny compagnie Bee z'Art ✨🥰🐝🐝

Nanao ahoana ny tontolo andronareo? ✨🐝🥰🥳Ny anay kotrana foana. Théâtre ✨🐝👊
17/01/2026

Nanao ahoana ny tontolo andronareo? ✨🐝🥰🥳

Ny anay kotrana foana. Théâtre ✨🐝👊

Taona vaovao ❤️🥰🐝🎊✨Fa ny Asa mitohy foana 👋🎊✨  Tsy ho ela...  "Être bizzare, c'est être unique." 🐝🐝
12/01/2026

Taona vaovao ❤️🥰🐝🎊✨

Fa ny Asa mitohy foana 👋🎊✨ Tsy ho ela...

"Être bizzare, c'est être unique." 🐝🐝

31/12/2025

L’équipe de la compagnie Bee z’Art 🐝❤️ vous adresse ses meilleurs vœux pour la nouvelle année 🥰🥳❤️

30/12/2025

Hifarana sahady ity ny taona🤚🤚🥰

Maro ireo dingana sy fotoana mamy niarahana🥰🥳🎊🎊
Araho ato anaty ity vidéo 📷📸 fohy ity ary ireo fahatsiarovana 🥰🥳😍❤️ niarahan'ireo mpikambana🐝🐝

Mirary taona vaovao 2026 ❤️🐝🐝 ho antsika sahady

"Être bizzare, c'est être unique." 🐝🐝❤️

28/12/2025

Des petits souvenirs 😋😜 pour l'année 2025 🐝🥰🐝

Ny compagnie Bee z'Art 🐝❤️ dia miarahaba antsika rehetra nahatratra izao fety izao 🥰🌲🌲🎊Ho ambinina daholo isika ary mira...
25/12/2025

Ny compagnie Bee z'Art 🐝❤️ dia miarahaba antsika rehetra nahatratra izao fety izao 🥰🌲🌲🎊
Ho ambinina daholo isika ary mirary ny hahatratra soa ny taona 2026 ❤️🌹

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Compagnie Bee Z'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Compagnie Bee Z'Art:

Share