16/05/2026
Tadidio fa indray mandeha ihn miaina eto antany ,aza dia faly ftsn we hanao la vie be foa na fa mba diniho ihn ny fiainana afara ,tss tonga lafatra ny olona tsirairay fa mahaiza mamindra raha azo atao ,tsika manko variana ftsn we mety foana izay atao oui... manaiky we izay ilay zava misy fa mba diniho ihn miezaha ary mahaiza mankatoa izay anjaranao sy nomena anao ary aza dia faly hanenjika ny olona hafa fa saino aloha ny anao dia izay mampety sy mahasoa fiainanao atao .