27/09/2023
💢10 taona aty aoriana, ato amin'ny Mélodrome indray no anakafizanao ny tarika iraimbilanja. 🎸👈🤘
Manasa anao ary fa sady ho fahifanratin'ny maso, ny kibo🍢🍷, ary.indrindra ny sofina🎧 noho azonao ao.
Mazava ho azy fa PRODIGY“sound.expert🎛” no eo amin'ny lafiny fanamaisam-peo 🔈🔈amin'io sabotsy io
PAF : 30.000 Ar
Conso. Obligatoire
Hisy DVD 💿 amidy amin'ny vidiny promo b any amin'io
Ary hisy Polo Iraimbilanja amidy ihany koa
https://www.facebook.com/100004296521051/posts/2599984210154771/?app=fbl
****30/09/23****
Ny andrarezin'ny Rock amin'izay ary no hiakatsehatra ao amin'ny Mélodrome!
Amboary dieny izao ny fotoana.
Voafetra be ny toerana koa dia tsara raha atao dieny izao ny réservation (afaka alefa Mvola 034 25 991 46 /prodigy)
PAF : 30.000 Ar