08/02/2025
Manasa antsika rehetra ho avy😊
Miarahaba antsika rehetra!!!
Toy izao indray ny programme tsika @ iny semaine ambony iny ka samia mamaky tsara.
-Lundi 10 Février à 8h : Regroupement 𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎 (Toerana: Terrain Boule)
-Mardi 11 Février à 9h: Regroupement Leaders Musique Club (Toerana: ivelany AEGM eo, dia avy eo tsika miaraka mamonjy salle, tsara tonga aloha)
-Mercredi 12 Février à 8:30min : Regroupement Leader's Dance Club - LDC (Toerana Département EGS eo, à confirmer oe aiza aiza fa araho tsy tapaka ny pejy)
-Mercredi 12 Février à 10h: Regroupement Leaders Languages Club et Art Oratoire(Toerana ivelany AEGM eo Jardin eo)
-Jeudi 13 Février à 8h : Reboisement, izay hanasàna antsika mpikambana rehetra eto @ Club Gestion ka tongava ( Ny zavatra entina: Rano ihany, Toerana: Département EGS fa ety Ankatso ihany tsika no mamboly hazo)
-Ny Club d’informatique sy Club d’Artistique mbola miandry confirmation fa alefanay eo ihany tompoko.😊
✔️Tongava fa ao no ahitanareo information be be kokoa mahasika ny Club avy, sady mbola mandray membre vaovao izahay,
✔️Aza adino Droit d’Adhesion sy sary tapaka roa hanaovana Carte membre
N.B: Raha misy fanontaniana manitikitika sainareo dia hidiro tsirairay ireo Page ireo dia anontanio ao isaky Club tianareo hidirana✅
Afaka hidirana daholo ireo Club misy ireo.
Entano ny namana😍