23/06/2026
Sixa be zalah✊🔥
Saliii!!!! Rehefa mitafa amin'olona iny aho dia mampita ny hevitro amin'ireo karazana gadona sy style rap tena tiako matetika... Ito sary ito no mahafehy izay style rap tiako izay... Niniana notanterahina mihitsy ity connexion ity nandritry ny fankalazana ny faha 20 taona Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion... Manoratra tsara amin'ilay mandalina sy mipaka tsara aty anaty foko aty... Mitaiza, mampita hafatra... dia afaka korontanina kely amin'ny scratch sy cut sy ireo technique rehetra anaty turntablism... Dia m-vibe sy flow matsiro amin'ilay miavaka tsara mampietsika loha sy mampandihy ary mampikipy maso ahazona tsirony... Izay ilay reveko e! Siks!!!! Pimaso Netyk Ofisialy sy Ilaria 114!
📸 Black Attitude Photography