Les trésors de Raly

Les trésors de Raly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Les trésors de Raly, Arts & Crafts Store, Antananarivo.

Chez les trésors de Raly, chaque création est un trésor, votre univers en un seul endroit 💐
Vente divers articles de création (pelote, crochet, fil coton,feutre...) 🧶🧵🎨

4000  merci à vous 🩷🤪Mety hoe mbola vitsivitsy izany fa efa tena betsaka kosa amiko manokana🥹🤍Misaotra an’ireo izay teo ...
20/04/2026

4000 merci à vous 🩷🤪
Mety hoe mbola vitsivitsy izany fa efa tena betsaka kosa amiko manokana🥹🤍
Misaotra an’ireo izay teo foana dia miarahaba an’ireo izay vao aingana no nanaraka ny pejy🤩
Miaraka eto foana isika na dia nisy tsy nety kely aza indraindray dia hialana tsiny foana🥹
Fa hiezaka be foana izahay hanome zavatra tsara be ho anareo🫣

Izay fa bisous be daholo dia misaotra foana zareo ah😭🫶🏿

Feutre acrylique pailletée 🖍️🩷Afaka anoratana amin’ny zavatra rehetra 🩶72 couleurs (36 pièces)🫶🏿Prix : 35000 ar seulemen...
19/04/2026

Feutre acrylique pailletée 🖍️🩷
Afaka anoratana amin’ny zavatra rehetra 🩶
72 couleurs (36 pièces)🫶🏿
Prix : 35000 ar seulement 💿

Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Crochet 2mm idéal pour notre fil coton 🧶Ho an'ilay manontany foana hoe inona ny crochet mety amin'ilay fil coton dia ito...
15/04/2026

Crochet 2mm idéal pour notre fil coton 🧶
Ho an'ilay manontany foana hoe inona ny crochet mety amin'ilay fil coton dia ito izy ito😍dia oui efa mañana izahay izao🥰
A seulement 2000 ar ✨

HELLO, BONNE NOUVELLE 🩷 Satria efa manomboka maromaro izao no mpanjifa eto amin'ny pejy,eo ihany koa ireo client miverim...
14/04/2026

HELLO, BONNE NOUVELLE 🩷
Satria efa manomboka maromaro izao no mpanjifa eto amin'ny pejy,eo ihany koa ireo client miverimberina 🥹dia asitsika carte de fidélité amin'izay 🪄🫶🏿
Rehefa mividy fanidiminy ato aminay ianareo dia mahazo fil coton iray🧶🩷(mety hoe mbola Kely izany fa efa tena atolotra ampitiavana bé😭)
Mbola tsy tara raha izao vao hanomboka hicommande ah😂🥰

Thank you for being a loyal customer 🎀🫶🏿

Suis une crocheteuse ,je dirai rien mais il y a du signe 🪄Le signe 😭😂: Porte clé crochet 🎀(mety hanaovana crochet ihany ...
14/04/2026

Suis une crocheteuse ,je dirai rien mais il y a du signe 🪄
Le signe 😭😂:
Porte clé crochet 🎀(mety hanaovana crochet ihany aloha eh)
Crochet 3/4/5mm
Iray ihany no disponible fa raha maro no liana dia asina maromaro amin'ny arrivage manaraka 🥰🫠
Tena tsetse be kosa aloha eh 😭😍

Retour tsetse be indray😍😍Oui mety anaovana sac ihany koa n'y fil coton ah🥰Sady 100 grammes fotsiny dia efa mahavita no m...
12/04/2026

Retour tsetse be indray😍😍
Oui mety anaovana sac ihany koa n'y fil coton ah🥰Sady 100 grammes fotsiny dia efa mahavita no mbola misy ambiny aza😍
Asatanan'i Vane Ssa indray izao ito tsara be ito💗 aesthetic Kely 🎀

Lot de crochet 🎀🧶 Efa amin'ny sary AVY ny détails 💗Iray AVY ihany aloha no disponible 🥺NB : tsy afaka misaraka ny lot ☺️...
12/04/2026

Lot de crochet 🎀🧶
Efa amin'ny sary AVY ny détails 💗
Iray AVY ihany aloha no disponible 🥺
NB : tsy afaka misaraka ny lot ☺️

Livraison partout à Madagascar 🚚

Notre trésor est arrivé ✨🫶🏿Crochet complet, porte clé crochet, yeux de sécurité 🎀
11/04/2026

Notre trésor est arrivé ✨🫶🏿
Crochet complet, porte clé crochet, yeux de sécurité 🎀

Kay maro be isika no mpanao crochet ato🎀💗 Ilay jeux atsika aloha fil coton dia+ accessoires Kely (Mbola tsy tena goavana...
11/04/2026

Kay maro be isika no mpanao crochet ato🎀💗
Ilay jeux atsika aloha fil coton dia+ accessoires Kely (Mbola tsy tena goavana bé fa hainareo ihany hoe mbola small business ity)😁
Si non ireto ny couleur disponible amin'ny fil coton aloha fa demain ilay jeu no avokatsika 🥰
Lieu de récupération : Colas Anosibe (miteny iray andro mialoha ) BOA Tanjombato (raha J-J ny commande)📍

Coffee+coloring book= best combo 🪄QUALITY TIME WITH YOURSELF 🎀Maromaro no manontany hoe manana livre de coloriage ve ian...
09/04/2026

Coffee+coloring book= best combo 🪄

QUALITY TIME WITH YOURSELF 🎀
Maromaro no manontany hoe manana livre de coloriage ve ianareo 🥰??
Dia andalana izy izao,efa misy ihany ito fa mbola tsy version finale ity fa mbola misy hatsaraina Kely🤭
Ny mampiavaka azy amin'ny livre de coloriage dia natao ho atsika tovovavy eo ihany ilay hoe tia mandoko fa sady manampy amin'ny fankafizana ny tena sy ny fikarakarana ny tena Ary indrindra fotoana ho azy💗
Satria ao anatiny ao misy idée activité afaka atao irery 🤍

Izaho aloha tia fa tsy aiko ianareo eh🤭
Ilay feutre alcool koa disponible : 25000 ar ✨(36 pièces)

Hummmm🤤Iza avy ilay efa ela be no naniry te hahazo cadeau box pelote ohatran'ahy😂izaho aloha mbola tsy nahazo eh fa mbol...
09/04/2026

Hummmm🤤
Iza avy ilay efa ela be no naniry te hahazo cadeau box pelote ohatran'ahy😂izaho aloha mbola tsy nahazo eh fa mbola miandry koa eh🙆
Ary raha tanterahatsika ny fanirinareo eh🤭asina jeux kely dia iza no vonona dia inona no mba tinareo ho azo???🥰

Izahay eto amin'ny pejy Les trésors de Raly dia faly mirahaba atsika rehetra nahatratra ny Paka🕊️✨Mirary fety sambatra h...
05/04/2026

Izahay eto amin'ny pejy Les trésors de Raly dia faly mirahaba atsika rehetra nahatratra ny Paka🕊️✨
Mirary fety sambatra ho atsika rehetra🪄

Address

Antananarivo

Telephone

+261343874195

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les trésors de Raly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share