Iaro Rajoharison R-d

Iaro Rajoharison R-d TSARA MIANTSO AVY HATRANY
- animateur
- chorégraphe
- danseur
- coach Zumba

Tel: 0389253811
WhatsApp : +261347913613

Ny fitombon'ny Taona dia hentina hampiakatra ny ezaka izay efa natombokao na nataonao teo aloa. Vitanao io 🎇🥰Bonne année...
04/01/2026

Ny fitombon'ny Taona dia hentina hampiakatra ny ezaka izay efa natombokao na nataonao teo aloa. Vitanao io 🎇🥰
Bonne année daholo🎁 . Hamiratra ianao amin'ity 2026 ity ❤️
Tahin'Andiamanitra .

26/12/2025

😌🎄

joyeux Noël daholo 🎄🥰ity ary ilay izy dia mba samy mtsongolongoloka eo alo 😂😂!!   👉Mba manoratra eo amin'ny commentaires...
25/12/2025

joyeux Noël daholo 🎄🥰
ity ary ilay izy dia mba samy mtsongolongoloka eo alo 😂😂!!
👉Mba manoratra eo amin'ny commentaires izay nahazo azafady
Mirary fety Sambatra ho antsika rehetra .🎁

25/12/2025

Ho alefantsika IZY ity après 15min fa mentionnéo ihany alo ny namana!! 😀

24/12/2025

commentaires 20 dia ataotsika 😊

Mentionnéo ny namana hiabonné ny page fa asintsika crédit 10 rahampitso zaraina eto !!
12h:00

Asa mafy androany , vokatra tsara rahampitso 🌅  .
17/12/2025

Asa mafy androany , vokatra tsara rahampitso 🌅
.

16/12/2025

Elaela tsy nisy vidéo fa ho asesiko eo amizay angamba alo 😂
Miaraka amin'ireto Jeune d'honneur mahafinaritra bé ireto 🔥❤️
Zavatra somary manalazy , hampiana hoe mandihy kely ihany mo no nangatahany !


☎️ 038 92 538 11 . Tsy mamaly mp

Mba nanao garçon d'honneur Kely ndray alo no chorégraphe eh 😀Mankasitra an'ireto Equipe mahafinaritra be ireto 🥰 tena ma...
21/11/2025

Mba nanao garçon d'honneur Kely ndray alo no chorégraphe eh 😀
Mankasitra an'ireto Equipe mahafinaritra be ireto 🥰 tena manalazy arabakiteny 😂❤️

30/10/2025

Rehefa tratrany paparazzi anaty Fety iny 🤣🤣
Styve Rakotozafy mercii amle vidéo eh 😅

28/08/2025

❤️🔥...

Nivahiny tao   izahay androany ❤️. Afaka arahanao ao aminry zareo ny handinindininy momba ny Randran-dihy .     Misaotra...
21/08/2025

Nivahiny tao izahay androany ❤️. Afaka arahanao ao aminry zareo ny handinindininy momba ny Randran-dihy .
Misaotra ny Amin'ny fanasana!!
Tahina Ambinina R-d

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iaro Rajoharison R-d posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share