27/02/2026
STORYTIME 😂 😆
Tantaraiko zavatra nareo😆 ny tantaran'ity tononkalo ity.
Nisy filazana hoe concours izay tao amin'ny pagen'ny 𝒁’𝑯𝑨𝒀 Awards, dia mba hoy aho hoe andeha handray anjara aho, fa mahafinaritra ahy ty famoronana tononkalo ity...
Raha dinihina anefa dia miainga amin'ny zava-misy na zavatra niainana foana ny inspiration🤗
Fa teto ozy nareo ? Niasa be ny imagination 🥰 satria zavatra tsy réelle io tantaraiko anaty tononkalo io😂 fa nofinofy miaraka amin'ny bandy bogosy anaty drama🇰🇷 🤣 🤣
De tapa-tsinay zaho aveo😂 satria raha mandinika nareo sarotra tamiko nampiaina an'le tononkalo rehefa nantsaina🤣 😂 😂 😭