Gasikara Tanindrazako

Gasikara Tanindrazako Kolon-tsaina

10/03/2026

Ny soa atao levenam-bola, tsy voatery hisy tambiny vao hanasoa ny hafa, Ny missiles koa loza mihantona

09/03/2026

Tsy afa-manoatra ve ny mpitondra?
Lany olo-manga ve ny firenena?
Misy hery miafina ve mafy noho ireo olom-panjakana?
Raiki-tapisaka amin'ny malagasy ve ny kolikoly?
Mahaleo tena ve i Madagasikara?

Mba aok'izay lehiretsy ity doro tanety ity fa dia tena mampalahelo Madagasikara.-Ny ala dia miaro ny nofon-tany tsy ho k...
29/08/2024

Mba aok'izay lehiretsy ity doro tanety ity fa dia tena mampalahelo Madagasikara.
-Ny ala dia miaro ny nofon-tany tsy ho kaohin'ny riaka
-Ny ala dia mandevona ny carbone eny amin'ny habakabaka
-Ny ala dia misintona orana (cycle de l'eau)
-Ny ala dia mamorona loharano ao ambany tany, mamelona ny renirano
-Ny ala dia iveloman'ireo karazam-biby sy zavamaniry izay tsy fahita raha tsy eto amintsika ny ankamaroany
-Ny ala dia afaka iveloman'ny fianakaviana maro (kitay, fiompiana tantely, ravin-kazo fitsaboana, sns...)
-Ny ala dia mahasintona mpizahatany noho izy ireo tsy manana intsony any aminy.

Misy fiantraikany ratsy goavana be ny famotehana ny ala:
-Maty ny biby sy zavamaniry
-Mitombo ny tahan'ny carbone eny amin'ny habakabaka
-Miharitra ny renirano
-MihamafĂ na ny tany (rechauffement climatique)
.. mety tsy ho voatanisako eto daholo, fa fehiny:
RATSY NY DORO TANETY

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasikara Tanindrazako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share