PLAY CINE PROD

PLAY CINE PROD Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PLAY CINE PROD, Cinema, 67 Ha, Antananarivo.

Arabaina daholo nahatratra ny farany dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra🥰😘🎬🎬
31/12/2024

Arabaina daholo nahatratra ny farany dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra🥰😘🎬🎬

Joyeux Noël à tous le mondeDia manova fety sambatra daoly....😻💘
25/12/2024

Joyeux Noël à tous le monde
Dia manova fety sambatra daoly....😻💘

Nandrindra ny tournage TANDINDONA efa ho avy tsy ho ela izao ny vokatra fa aza miala lavitra🎬🎬🎬 🎬
30/11/2024

Nandrindra ny tournage TANDINDONA efa ho avy tsy ho ela izao ny vokatra fa aza miala lavitra🎬🎬🎬
🎬

Tsiaro kely tamin'ny tournage TANDINDONA mbola mamerina ny fisaorana ho an'ny equipe PLAY CINE PROD ny acteur sy ny actr...
17/06/2024

Tsiaro kely tamin'ny tournage TANDINDONA mbola mamerina ny fisaorana ho an'ny equipe PLAY CINE PROD ny acteur sy ny actrice senariste monteur realisateur sy n sns tsy voantanisa , nahafinaritra ny fiarahana ary tinay be fona ianareo equipes rehetra mandrafitra n PLAY CINE PROD

Ho antsika izay maniry ny hanao projection en salle dia efa dispo ny TANDINDONA PART I na ho any fikambana na olon_tsotra na fiangonana s sns dia afaka mitady vola amin'izany ianareo miditra hafatra miafina ao amin'ny pejy na miantso mivantana ny laharana 034 86 140 07🎞🎞📽

Tonga ary ity ilay nandrasantsika rehetra aza misalasala ary miantso efa vonona ity ketrika ity🎬🎬Afaka miditra afatra mi...
10/06/2024

Tonga ary ity ilay nandrasantsika rehetra aza misalasala ary miantso efa vonona ity ketrika ity🎬🎬

Afaka miditra afatra miafiana izay lina ary mandray fiarahamiasa ihany koa ny PLAY CINE PRODUCTION ka aza misalasala ary oohh🎬🎬🎬

🎬📹🎥Asa koa izy ty fa tsy gabaro eee,, PLAY CINE PRODUCTION dia hanome zavatra vaovao be ho antsika mpakafy,,, Tournage 2...
28/03/2024

🎬📹🎥Asa koa izy ty fa tsy gabaro eee,, PLAY CINE PRODUCTION dia hanome zavatra vaovao be ho antsika mpakafy,,, Tournage 2024 izay natrehany fianakaviam-be ny PLAY CINE PRODUCTION,, Manaraha tsy tapaka ny page fa efa kely sisa🎬📹📷

Miarahaba antsika ny PLAY CINE PROD ho an'izay lany tamin'ny casting teo dia midira MP tsirairay avy ato amin'ny page fa...
23/01/2024

Miarahaba antsika ny PLAY CINE PROD ho an'izay lany tamin'ny casting teo dia midira MP tsirairay avy ato amin'ny page fa ho tanterahina amin'ny lahady izao ny formation tsika

🎬🎬Aiza daholo isika rehetra mpankafy cinéma malagasy rehetra,, tonga ity ilay niandrasana PLAY CINE PROD manolotra ho an...
12/01/2024

🎬🎬Aiza daholo isika rehetra mpankafy cinéma malagasy rehetra,, tonga ity ilay niandrasana PLAY CINE PROD manolotra ho anao GRAND CASTING izay ho tanterahana amin'ny samedi 20 janvier 2024 izao,, izay hatao ao amin'ny LMA AMPEFILOHA,, manomboka amin'ny 8h jusqu'a 14h30 tongava maro fa vonona handray anao izahay,,, PLAY CINE PROD GRAND CASTING 2024🎬🎬

🎥📷Aiza daholo isika rehetra pankafy sary mihetsika malagasy,,,PLAY CINE PROD dia manolotra anao,,,GRAND CASTING tsy ho e...
16/11/2023

🎥📷Aiza daholo isika rehetra pankafy sary mihetsika malagasy,,,PLAY CINE PROD dia manolotra anao,,,GRAND CASTING tsy ho ela,,,PLAY CINE PROD dia mitady ACTEUR & ACTRICE,,,araho tsy tapaka ny page fa ato no ahitanao ny vaovao rehetra avy amin'ny PLAY CINE PROD,,,,aza adino mi-partage📷🎥

Address

67 Ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PLAY CINE PROD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category